Efa hitan-dRavalo fa miharatsy ny resaka politika dia mba nihaino ny feon'ny sasany ihany izy, hay ve mahay matahotra ihany ilay ranamana e ! fa izao ireo mpisolelaka sy fanao tohatra fiakarana mba mahaiza koa mihaino, toa an-dry jeankely sy ny forongony.
Zay nama ny marina
Jeankely tsy anisany nametraka ny TIM ary tsy afaka nifidy satria tsisy toerana ahafahana mifidy ny misy an'i Jeankely. Tsy afaka nanao tohatra ho azy Jeankely ary mpisolelaka raha mitetika ho any. Tsy mbola tany JK ary tsy fantany. Koa iza no tena tohatra, ny TIM niala sa ny olon-tsotra ?