fifandaminana é

1. kayrah ( 04/05/2008 10:37)
sali,azavaiko @nao ny mahatonga ny dahalo sy ny vono olona etsy sy eroa eto @ tanana mila ho isan-andro ity fa ny fitiavan-tena no mahatonga izany retra zany.
ndrindra ny manan-katao,efa zatra manambaka ny madinika ka leo ny mahantra ary zay no mahatonga ny asa ratsy ,ary ra mandinika enao dia jerevo fa olona misy ifandraisana @voaroba foana matetika no dahalo tratra,
satria nifamadika.tantaraiko zavatra tena nisy tety @nay enao:
nisy gardien ana ngetroka ray zay tety akaikinay ety soavimbahoaka ary rehefa te hanomé ny karama nilay razoky ilay patron de manome refa tsy te hanomé de ts manomé,leo ilay razoky ny farany ka novakiny tao ny tranony patron any.tsy izay any nefa fa noho ny ataon ireo polisy izay miseho mitandrona ny filaminana nefa ny akabetsahan izy ireny mitsy no tena deban i jiolahy,ary izy ireny koa no tena manaparitaka ny rongony eto @tanana nefa tsy itako izay anenjehina ny rongony,ra misy rongony @na tonne zao tratra za tena mino fa fefak iny ihany no may fa ny ambiny tsinjaraina @ny daboka erany tanana,zany hoe ny polisy zany tsy mitandro ny filaminana fa minana ny hatsembohan i hafa fotsiny , satria ny sasany namboly aniny efa amantaonany nefa izy,ny polisy mody misambotra lay pamboly de izy ndray no tompony.ary ny tena mahatezitra symaha betsaka ny dahalo dia ny ataonyvahoaka sasany ,rehefa mahazo dahalo de ts amelana raha tsy maty iny dahalo iny nefa ts hainy reo vahoaka mainty kely fa misy namany mandinika izay mahazo ilay tratra eo ary iny no mitantara any @ namany .ra tratra ny dahalo tokony hoentina any fitsarana de ra migadra de gadraina izy fa ts vonoina atao izay mahafa-po zay vao avela,fa matoha izy nangalatra de tsy fidiny ho azy,fa noho ireo ty-tena sy zatra panao tsindry azo lena
fa ra tiana ny tsy hisiany sotasota eto @tanana dia ny fiovan ireo ti-tena ,za mino fa raha ohatra ka 50pour100 ny isany dahalo teo aloha,ka miova ireo panao tsindry hazo lena dia mety idina 10pour 100 any ny isany dahalo ka hilamina ny tanana satria mety ireo efa tsy mahay mionina @anjarany ireo 10pour100 tavela ireo.ka ny fifankatiavana,fifanampina,fitserana ra ireo no manjaka de mety na ny poketranao aza latsaka eny analakely ville mety tsy hisy hasahy andray,fa hisy anolotra anao,ka mety ho ampi ho an izay zatra panambaka sendra mamaky anity forum izay ity voalazako izay ,fa valio ra ohatra ka lavinao ny koziko :cry:
2. ainaheri ( 04/05/2008 12:04)
Misaotra nizara fa saingy mba hanome ny hvtro aho, Raha ny fandinihako ny zvtr tantarainao d novoizina t@ zava-misy fa saingy kosa tsy ananana porofo sy tsy hita maso!! Satria otrany mifanipaka @ zvtr soratanao ery ambony ny tantara tantarainao:(tantaraiko zavatra tena nisy tety @nay enao) Ny momba ilay gardien ataoko tsy tokony hanaiky zay sitrapon\'ny patron-ny izy \"buolot merite salaire\" !! Nefa amiko tô tsy d mino lotra za we zay tian\'ny deba atao iany ;\"omena @ ty volana ty d tsy omena ndray ny manaraka\"!! Ka inn no mbola nijanonany niasa tao ra izany? Amiko zany fomba ialana bala @ le tsy nety nataon\'le gardien....Ny mikasika le polisy ndray tsy afaka anendrikendrika ra tsy manana porofo,eny ee maro ny feo eno angazety ,polisy nanafika sns manamboninahitra sy ny karazany!!


fa matoha izy nangalatra de tsy fidiny ho azy,fa noho ireo ty-tena sy zatra panao tsindry azo lena
fa ra tiana ny tsy hisiany sotasota eto @tanana dia ny fiovan ireo ti-tena ,za mino fa raha ohatra ka 50pour100 ny isany dahalo teo aloha,ka miova ireo panao tsindry hazo lena dia mety idina 10pour 100 any ny isany dahalo ka hilamina ny tanana satria mety ireo efa tsy mahay mionina @anjarany ireo 10pour100 tavela ireo.


Misy fahamarinany kely ilay tsindry hazolena, fa tsy ny patron retra² akory no tsy manjary!!!!! D ho Laviko tanteraka le we tsy fidiny aminy fa nohon\'ny tsindry azo lena no nahatonga azy hangalatra,tsy any ny vahaolana !!Raha manan\'asa daholo ny retra² ka ampy azy tsara ny karamany mandrapatapitry ny volana ,ataoko andé houazy ny zavadrehetra

3. Jeankely ( 04/05/2008 12:06)
Manao resaka mifangaro ianao Rahavana "kayrah". Ny dahalo rehefa tratra dia mendrika ny ho faty fa aza manadala. Tsy ny vadinao no aholan'ny dahalo miaraka @ zanakao vavy kely ary ianao mijery eo. Avy eo vonoiny ny lehilahy ary lasany ny entana, dorany ny tanana. Izany ve no gadraina fa tsy alefa any Ambodrombe raha tratra ? AZA MANADALA SA DAHALO IANAO ?
Ny Polisy mivadika dia erantany ary farany sarotra. Vao haingana hita t@'ny gazety fa nisy polisy tratra ary tarikin'ny mpanafika gaigibe nefa tena ilay hoe "Services Anti-Gang" koa hofohanana ve ny Polisy rehefa nisy sahala izay tratra.
Ny mpamboly rongony dia tapa-doha @'ny tany hafa nefa mbola misy manao ihany saingy tsisy azafady fa mihantona. Na vahiny aza midira ao Singapore ohatra @'ny rongony fa tsy afabela ao ary mihantona avy hatrany.
AZA AROVANA NY RATSY NA MAHANTRA NA MPANANA. Izay ratsy aleo jinjaina.
4. yonikafopl ( 04/05/2008 14:51)
=D> =D> petitjaona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3353