vonjeo!!!!

1. xxx ( 29/04/2008 21:11)
Lelafiko anie hataoko madio ny faladianao
Tsetsafiko anie izay azo tsetsafina rehetra eny aminao
Mandadilady e! mba azafady e!
mila fofombady!!
vonjeo!!!! vonjeo!!!
xxx@mitady_olotiana.org!
tess,fasaly,sakaizakely,yonika,aribota,keliterezy,.........................
http://www.dailymotion.com/relevance/search/princio/video/x44iwi_vonjeo-princio_music
novalian'i kiadi ny 03/05/2008 23:39
2. kiadi ( 29/04/2008 21:19)
mitaraina mafy le akama io fa ba karakarao ry zareo an!! alefaso aty amiko ny hafatra hono raha tsy misokatra io email lery io!
de zah mapita hafatra avy eo! :-D :-D :-D :-D :-D
3. ratonga ( 29/04/2008 21:50)
=)) =)) =)) ay vé elah mahay mitendry gita ry kiadi :-D
4. kiadi ( 29/04/2008 21:55)
:-D :-D :-D :-D
5. ratonga ( 29/04/2008 22:05)
ra zah éla ry kiadi apitombina reo listra reo fa mbola vraky ny tsy votonina nefa mety amlay ny hafatra ra tao :-D :-D :-D
6. kiadi ( 29/04/2008 22:13)
ka tsy zah ange mandefa an'io fa io xxx io eh! :-D :-D :-D
7. ratonga ( 29/04/2008 22:21)
elah efa intermédiéra ihany ko
8. Veloo ( 30/04/2008 01:59)
9. ratonga ( 30/04/2008 08:44)
io ko i veloo ry xxx mba ampidiroao @ lisitra fa gagagaga fotsiny a! :-D :-D :-D
10. ari.malala ( 30/04/2008 09:14)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. ratonga ( 30/04/2008 09:17)
=)) :-D
12. Veloo ( 30/04/2008 12:35)
:P tsy ao @ lisitra za ka
13. xxx ( 30/04/2008 12:58)
loza!i veloo marina adinoko! :-D :-D :-D :-D
14. yonikafopl ( 30/04/2008 13:09)
xxx,de fofona ahoana kalou no tian toi eeeeeeee :-D :-D
15. Veloo ( 30/04/2008 17:08)
de tonga dia fantatra mihitsy ilay xxx ka hihihihih
16. kiadi ( 30/04/2008 17:55)
yonika>mitady fofombady hono iz eh!
veloo>de iza hono io? :-D :-D :-D
17. sakaizakely ( 30/04/2008 20:53)


maninn raha xxx no mandefa CV any am ze irin'ny (l) nao kay ? mety ho efikasy kokoa :-D :-D :-D :-D :-D
18. kiadi ( 30/04/2008 20:56)
dein! ratsy tareh le sakakely
19. Belami ( 30/04/2008 21:09)
xxx:

Lelafiko
Tsetsafiko
Mandadilady
mila fofona!!
vonjeo!!!! vonjeo!!!

tess,fasaly,sakaizakely,yonika,aribota,keliterezy,.........................





Mba ampio lery fa tena trotraka ry zavavy a
:-D :-D :-D
20. sakaizakely ( 30/04/2008 21:20)
dein! ratsy tareh le saka(iza)kely
:-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2503