vonjeo!!!!

21. kiadi ( 30/04/2008 21:32)
aza avadika ny zavatra soratako an! :-D :-D :-D :-D
22. ratonga ( 30/04/2008 21:36)
:-D :-D :-D
23. Papoose ( 01/05/2008 03:05)
maty a raiko!!! finnn ty nahazo
24. kiadi ( 01/05/2008 08:24)
fa misy in hono ry papoozy?
25. Veloo ( 01/05/2008 12:52)
veloo>de iza hono io?


tsisy idirako ny amin'izany ka ihihih :-D :-D :-D
26. Papoose ( 02/05/2008 09:57)
dada, le hafatrareo ery ambony toa feno filelafana sy ladilady?
27. kiadi ( 02/05/2008 11:16)
nen'i papoozy wa de afa ihany ! :-D :-D :-D
28. Papoose ( 03/05/2008 02:40)
Mandadilady e

Lelafiko

aiza ny hafa eo!
29. kiadi ( 03/05/2008 11:44)
hita fa nenjy de zavatra hafa fona no eritreretina nefa xxx efa ba mitaraina fa te ho any etats-unis mafy! :-D :-D :-D
30. Papoose ( 03/05/2008 22:13)
vidio ny ticket de mandehana mankany etats-unis fa inona ny olana
31. kiadi ( 03/05/2008 23:39)
lafo be honop ny ticket :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2361