Mal-aimé

1. xxx ( 30/04/2008 10:48)
Fa zao le zava-misy, henoy tsara fa tantara izy ity::::

Miaraka hono zah sy i ....., efa ho 2 mois eo ho eo angamba izay, hono hoy aho satria, tsy haiko intsony ny famaritana ny hoe miaraka, efa nanao fotoana maro² ihany izahay, nefa.... de efa mba nifampi-tsena² teny ho eny ihany koa!! tsy mbola nanoroka ahy izy hatramin'izao na de in1 mande aza, de oe tsy tia mifanoroka hono izy,,,, zao indray anefa tsy tiany intsony koa ny hanaovanay fotoana eny imason'olona, sady lasa tsy tia miaraka @kou eny an-dalambe intsony izy,,, de lasa ny saiko hoe:: innn n antony!! tsy de mifanalavitra ihany alou ny toerana misy anay e!!
Rah n hevitrao!! inona no tokony ataoko de rah enao no teo @ toerako ahoana ny mety ho fihetsikao!!??

Valio
Un mal-aimé

répondu par foosa le 18/06/2008 10:19
2. booboo ( 30/04/2008 11:13)
efa voahomboko zany raha zà no teo @ place-nao....
3. Veloo ( 30/04/2008 12:51)
mety efa manana any ambadika any izy, na ena tsy tiany intsony ianao
mahereza e :-*
4. ikotoleta ( 30/04/2008 13:06)
tsy mbola nanoroka ahy izy hatramin'izao na de in1 mande aza, de oe tsy tia mifanoroka hono izy,,,,

:arrow: menara miborosinify
zao indray anefa tsy tiany intsony koa ny hanaovanay fotoana eny imason'olona, sady lasa tsy tia miaraka @kou eny an-dalambe intsony izy,,,

:arrow: menara miborosinify
:arrow: mijereva fitaratra
;-) ^^ :evil: :^) :-D :-P 8-) (l) :arrow: :} :°) :idea:
5. Veloo ( 30/04/2008 17:15)
masika mihitsy ty ikoteleta ty (cotelette) :twisted:
6. ikaretsaka ( 30/04/2008 17:33)
misy fahamarinany ny an'ikotoleta an
7. Koditra ( 30/04/2008 18:13)
ikotoleta:
menara miborosinify
mijereva fitaratra


Possibla zany fa mba andramo iany alo sao dia mahomby.
8. Belami ( 30/04/2008 21:27)
Koditra:

ikotoleta:
menara miborosinify
mijereva fitaratra


Possibla zany fa mba andramo iany alo sao dia mahomby.



=)) =)) =)) =)) =)) sao de mafy loatra zany magnafo ô
9. simplex ( 30/04/2008 21:39)

mal-aimé,

mazava ny diagnostic, efa manam-bady izy :)

ny manova ny mety...
10. ikotoleta ( 30/04/2008 23:23)
:arrow: :arrow: enao sa izy no lelà?
ra izy vevavy :arrow: daroy ny dadany :°) 8-) :-P :^) :{ ;-) :lol: 8) :o :D
11. Papoose ( 01/05/2008 02:55)
avy aty omena bizoroka!!! :D
12. ni81 ( 01/05/2008 05:34)
Mety manana olon-kafa izy dia tsy sahy miteny aminao. Nisy olona iray nanao toy io anao io mihitsy. Isaky ny samy avy nirava miasa ry zareo dia mifampitsena, ary miaraka misakafo @ resto iray, dia avy eo miaraka mandray bus, satria itovizany ny lalana fa ilay vavy miala mialoha, ny lahy any @ farany. 5 volana izy no niaraka fa teo @ handriny foana hono no manoroka azy ilay lehilahy. Dia tsy mbola niteny ilay lehilahy hoe "tia" na "tsia" fa dia miaraka foana afa-tsy ny week end. Tato aoriana dia nilaza rangahy fa niverina nody ao aminy ny vadiny ka tsy afaka mifampiandry intsony ry zareo, fa t@ fotoana teo aloha nisintaka ilay efa vadiny ary miandry vohoka hono.
13. mmmhh ( 02/05/2008 12:28)
rah nandinika zah dé misy probabilité maromaro reto no mahatonga azy hanao an'zany :
1- sao de efa manana ny sipany kosa izy any ho any fa tsy sahy miteny aminao e?
=====>> mitadiava sipa/bandy hafa. na anontanio direct izy e!
2 - Sao de misy mauvaise haleine enao fa tsy sahiny ny miteny anao hoe, maimbo ny vavanao. (mauvaise haleine tsy midika hoe tsy miborosy nify enao fa sao de tezitra enao)
=====>> Manaova bain de bouche manala mauvaise haleine, dé dentifrice gel bleu de préférence no ampiasaina.
3 - Mety tiany ihany enao fa menatra ny namany izy miara-dalana aminao.
=====>> ny manova ny mety e, de aza mitifi-danitra tsony @ manaraka.
4- Tsy tiany tsotra izao ianao fa enao no mbola misisika de tsy sahiny ny miteny aminao hoe tsy tiany enao.
====>> reefa ny oul mampiseho fihetsika hafahafa de mangalaha onon-draha, mba efa nifampitory fitiavana ve nareo?
14. mirana5 ( 02/05/2008 15:58)
Na ianao na izy no mila miborosy nify, na koa manana olo-tiana hafa dia mahamahana tsy mety mandeha eny an -dalambe

Olona ray no tsy tia mitoto koba hatavy é!

Mahereza! :wink:
15. mmmhh ( 03/05/2008 06:27)
5 - nefa mety ho izy marina no misy fofom-bava an ! de mety tsy sahina na ny anoroka anao.
====> ividiano bain de bouche manala mauvaise haleine izy e, :wink:
16. ainaheri ( 03/05/2008 06:35)
Le tsy fiborisiana nify alou d laviko tanteraka ra we iny tsy anorohana sipa na kofa ee,kamambera aza iany kou hihi,prétexte zany amiko; refa misy ny fitiavana miezaka fona ny tsirairay mba hanitsy zay tsy mety eo @ nareo 2.

Ny vahaolana tsara indrindra dia ny miresaka ,fantaro ny antony !!
Mahereza fitiavana doli zany
17. kelly13 ( 04/05/2008 09:12)
afoizo e
18. kiadi ( 04/05/2008 11:23)
tsy manakana hanorohana olona kosa ny mauvaise haleine eh!! raha tsôda de mino zany ao fa raha oroka tsotra le oe "smack" eo @ molotra kosa de ataoko angamba fa tsy manakana ny fofombava
19. Papoose ( 04/05/2008 18:38)
ka raha ty ry dada sokafany tampoka ny vavany de ahon ozizy dada???hihemotra?
20. kiadi ( 04/05/2008 19:15)
de miaritra trefle kely aloha ko! na mody miala kely aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6034