Mal-aimé

21. Xp ( 04/05/2008 22:21)
Bobaka ny mety ho antony ka tsy misy hafa tsy ny fanontaniana an'azy ihany no vahaolana.

Aza matahotra fa ny fiarahana izany raha vao tsy mazava dia tsy lasa alavitra.
22. mmmhh ( 05/05/2008 15:20)
kiady:
tsy manakana hanorohana olona kosa ny mauvaise haleine eh!! raha tsôda de mino zany ao fa raha oroka tsotra le oe "smack" eo @ molotra kosa de ataoko angamba fa tsy manakana ny fofombava
:* :*
Ka aiza hisy mpifankatia tsy hitsôda zany ? de vitan'ny spok spok @ molotra ve?:-*
23. valikely ( 05/05/2008 20:21)
efa mazava b anie zany e, ts te iaraka aminao iz na ts afaka miaraka aminao fa aza mi-insiste, 2 mois zany efa ela loatra ra essai. Aleo miala manaja tena r se a
24. koloina ( 07/05/2008 17:18)
amiko zany de efa fomba fanehoana ankolaka fa tsy te hiaraka aminao intsony izy fa tsy te hiteny direct e! de ny miala no mety ary tsy mi-insiste fa refa tsy rarahiana ve izy tsy hiteny aminao ny antony ihany raha hoe diso ny eritrritrao fa misy antony hafa! raha tena te hiaraka aminao sy tia anao izy tsy maintsy izy ihany no hilaza ny antony!!
de maztoa e! courage
25. tsiafoi1 ( 08/05/2008 08:33)
Efa tsy ho izy zany fa omeo ny todik'ivoho, fa na izany aza misy aza atao ambanin-javatra ny mijery ireo lafiny tery aloa (mauvaise haleine, physique sns...) de hatsarao.
Mahazoa fitiavana vaovao
26. foosa ( 18/06/2008 10:19)
enjana kosa ilay hoe maimbo vava e! sao mba tsy izany kosa, ny mety tokony hataonareo dia ny miresaka ihany no vaha-olana @izany, sao lany fotoana eo ampiandrasana eo ianao namana, tonga dia vatano ny resaka. de courage fonafona e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1416