Namana vaovao

1. ainaheri ( 29/04/2008 22:13)
Misy namana vao² tsy latsaky ny 10 no misoratra anarana isan'andro,ra tena vao² marina mou maninn.......................
novalian'i ainaheri ny 02/05/2008 04:59
2. Zina ( 30/04/2008 00:16)
:-D :-D :-D :-D
3. milaibe ( 30/04/2008 04:37)
ireo manana alahelo ,mialona anelà @ bizoroka azon elà ihany no fahitako anireo leisy a, be dia mihintsy rehefa jerena ny pijoko ps isan-karazany na vaovao io na taloha aza asiana koi leisy zany fa aleo hilamina dia misesy
4. yonikafopl ( 30/04/2008 06:40)
Ry zareo efa zatra am fiainana gaboraraka tsy honety reo manararaotra aty am virtoaly reo eee, tsy ampy azy ny fitapitaka ataony andavanandro de aleony aty am virtoaly no anampiana azy eeeeeeee.
Tsy ny vaovao rehetra kosa kalou an, fa mba misy 1/10 ny vaovao ngamba mba tena vaovao :wink:
5. hery ( 30/04/2008 07:04)
mba misy 1/10 ny vaovao ngamba mba tena vao


Sur amin'izany ve nareo? :-) Dia tena important be mihitsy ve ilay mahazo bizoroka dia lazainareo fa sandoka daholo izay misoratra anarana :-)

Ianareo izany dia mieritreritra fa ny bizoroka rehetra azon'i ainaheri dia fopla avokoa? :-) Koa maninona no heverinareo fopla foana izay bizoroka azon'ny olona hafa?

6. andraso ( 30/04/2008 07:56)
marina zany, fa za zao mahafantatra olona nisoratra fanidroany fa tsy tadidiny intsony hono ny mot de passe-ny taloha
7. yonikafopl ( 30/04/2008 12:20)
hery eo kosa tsy misy resaka bizoroka fopl sy tsy fopl eee, i yonikafopl no misy hihiihihihi
fa le resaka eto de we
Misy namana vao² tsy latsaky ny 10 no misoratra anarana isan'andro,ra tena vao² marina mou maninn.......................


De namaly mba nilaza ny hevitro za, ary za tsy niteny we sur mihintsy fa mbola nataoko we ngamba ary hevitro no lazaiko koa we bedabe ny namana iray mitondra solonanarana 5 minimum ato. Ohatra we i hery zao manana hery - eugene- admin- hihihihih 3 ihany kay no fantatro ka

8. Veloo ( 30/04/2008 13:14)
yonikafopl [ Valio ] 30-04-2008 08:40:15
Lohateny : Re : Namana vaovao
Ry zareo efa zatra am fiainana gaboraraka tsy honety reo manararaotra aty am virtoaly reo eee, tsy ampy azy ny fitapitaka ataony andavanandro de aleony aty am virtoaly no anampiana azy eeeeeeee.
Tsy ny vaovao rehetra kosa kalou an, fa mba misy 1/10 ny vaovao ngamba mba tena vaovao


ie marina ny anjy

aza asiana koi leisy zany fa aleo hilamina dia misesy

ie wa ry milaibe
9. kiadi ( 30/04/2008 13:17)
manao presence fa tsy misy holazaina! mijerijery sô misy marché ana bizina azo atao! :wink: :wink: :wink:
10. dadabe ( 30/04/2008 16:40)
zah koa zao vaovao :roll:
11. yonikafopl ( 30/04/2008 16:57)
8O :-D :-D
12. Veloo ( 30/04/2008 17:20)
dadabe [ Valio ] 30-04-2008 18:40:18
Lohateny : Re : Namana vaovao
zah koa zao vaovao


ie vao2 tranainy ela ka :roll:
13. mirianah ( 30/04/2008 18:13)
:-D :-D :-D :-D eisy e !!! satria tanalahy ny foko ka miova loko .
14. kiadi ( 30/04/2008 18:29)
parceke mon keur est cameleon ki change de couleur =)) =)) =)) =))
15. mirianah ( 30/04/2008 18:40)
hahahahahaha kiadi =)) =)) =)) =)) ben koi , est ce faux , çà en fait parti fa mino aho :-P
16. bizoroka ( 30/04/2008 19:52)
aiza ny bizoroka-ko ry aina an! :wink:
17. ainaheri ( 01/05/2008 06:03)
ngah tsy efa nahazo elà :-D :-D :-D ,io ary sô d ataon'ny kil pelaka eo tsika mitsamy kle hahaha :-* :-* :-*
18. Veloo ( 01/05/2008 12:48)
hehehehhehe iza no mahita :-D :-D :-D
19. ainaheri ( 01/05/2008 17:51)
veloo> :-D :-D :-D :-D
20. yonikafopl ( 01/05/2008 18:13)
kayy , misy pelaka tsy miteniteny ato kleee hihihih :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0593