Fa dia Inona loatra?

1. zoky ( 28/04/2008 08:36)
Fa dia Inona loatra no antony mahatonga ny Raim-pianakaviana hanao izany @ zanany vavy
(dia miala tsiny fa @ teny frantsay e!)
http://www.lexpress.fr/info/infojour/reuters.asp?id=69840&0903

ts ny vahiny ihany fa na ny gasy ary dia efa maro no nandrensana ny toy izao.
Ny saina ve no misy voa, sa ny diso mifanakaiky loatra ny ray sy ny zanaka vavy ka ts mahavita misaina intsony ny olona ka lasa toy ny biby @ farany?
novalian'i endrika01 ny 06/05/2008 11:22
2. kiadi ( 28/04/2008 09:58)
saina voa lesy io razoky an! hotran'ny pedophile ihany io!
3. andya ( 28/04/2008 10:40)
efa manao toetran'alika reny ry zoky a! sady efa miharatsy zao fiainana izao e! asa sao angamba ilay hoe efa ho avy ny farany e!
4. kiadi ( 28/04/2008 10:58)
farany sahady ve?tsika sy andya aza bola tsy nifakahita akory :-D :-D :-D
5. zoky ( 28/04/2008 11:13)
kiady: ela ty less ten tss....
:-D :-D :-D mihomana zany ela ra -kiady fa so tonga farany ka mbola adala afaka h@ farany eo ela :-D :-D :-D
6. zoky ( 28/04/2008 11:20)
andya: marina zany tena efa miaharatsy zao fiainana izao, kanefa anie ry andya ts vo zao iany misy ohatrany zao fa efa taloha be ary e ary ts vits fa maro, ka ts haiko oe mila fiofanana manokana toy ny miofana mariazy ko ve ny mpivady zay mananjanaka oe zanaka io fa ts vady, fa io misy koa ny reniny sy zazany lahy, ny mpianadahy mo efa ts hita zay ataony any...
7. pissoa ( 28/04/2008 12:09)
Nandritra ny 24 taona :-w :-w :-w

Ilay vadin'ilay rangahy koa tamin'ny fotoan'androny tsy mba nitady ny hahalala izay misy an-janany koa angaha fa dia nionona fotsiny hoe "Nitsoaka" izy ... 8O
8. zoky ( 28/04/2008 12:19)
pissoa: zay mits nihonona fotsin oe nitsoaka izy fa ts lasa lavitra fanadihadiana, nen vazaha koa anie ry pissoa rhfa feno 18 taona @ akapobeny de efa ts vakin loha tsony e, fa oe efa mahaleo tena e, ka ts zay no nitranga...
9. ikotoleta ( 28/04/2008 12:20)
:arrow: Soa fa nisy ny aretina
10. ainaheri ( 28/04/2008 13:41)
tena misy oul efa devoly mitsy klé,zanakao zao en+....tsy iditra @ zany za ka ,aleoko mitady eny @ sisiny eny ra ihinana ihany klé lol
11. tsiambaratelo ( 28/04/2008 18:43)
Io koa miankina@fifandraisana misy eo amin\'ny mpivady.Zah lou mino fa manana aretina le raim-pianakaviana e,misy kou reny miara-matory @zanany lahy(tsy any amintsika lay izy an,namako be no nilaza ny itany masony,nilokaloka izy tsy iverina tsony any @le firenena)efa maty vady ramatoa io,tsy avelany hikasikasika na mifanerasera be @tovovavy io zanany lahy tokana io!Tokony eo @50ans eo ramatoa,le zazalahy 25ans!Raha araka ny fitantarany le namako dia we nahabevoka zanak\'olona ny namany io zazalahy io,de nogadrain\'ny rad le sipa!Dia naleon\'ny le reniny mintsy ny zanany miara-matory aminy toy izay hanao zavatra tsy mety any ivelany any!Ketrina tsisy saina amiko le bôfy,atoro ny lalana tsara ny zaza,tokana iny ve de tsy ho hay ny hitondra azy!Fitiavan-tena be ny azy hoatran\'ny olona tsy mba nandiha fianarana.Marina ny an\'i ainaheri le mitsikaraka,tena tsy mendrika ny ho raim-pianakaviana fa hoatran\'ny rajako zanaka de vadiana.
12. zoky ( 29/04/2008 09:50)
tsiambaratelo: zay zany nahatonga le fiteny oe vadin-drenin la ela :-D :-D :-D

ity vao2 farany mia-mazava ny raharaha
http://www.liberation.fr/actualite/monde/323746.FR.php

ilay cave sy sarin i Elisabeth
http://www.leparisien.fr/home/info/faitsdivers/articles/AUTRICHE-LA-CAVE-DE-L-HORREUR-POUR-UNE-MERE-ET-SES-ENFANTS_298469513
13. endrika01 ( 29/04/2008 11:34)
Tena mahaontsa fo!De mba iza re zao no iantsoan\'ireto zaza ity Joseph F é,grand-père sa petit-père?Hita sahady ny souffrance hozakain\'ireto zaza mandritra ny androm-piainany!Mba lasa wa ny saiko we:Sao ary dia efa zanak\'olon-kafa ity vhv ity,ny tiko ho lazaina,efa nanan-janaka t@lhl hafa ny vadin\'ingahy Joseph F vao nivady ry zareo,dia zanany @ maha vadiny andramatoa Joseph F fa saingy tsy zanany naterany de nanaovany ny habibiny!Mba eritreritra ny ahy iny!Ka le vhv koa zefa be,efa hanaovany toetran\'alika be hoatr\'izany de hiaritra eo fa tsy nitsoaka(11ans de efa novetavetain\'ny rainy maninona no tsy nitantara t@reniny,efa 18ans izy vao nohidin\'ny rainy tao @cave,dia nandritra lay 7taona nanao inona fotsiny?Natahotra ve?Nangovitra?Tsy nobeazina?Mbola hafa ihany ny malagasy kah,ny anay ny Ray aman-dreny tena miaro ny zanany hatramin\'ny fotoana handehanana hanambady!Mety olona tsy mba mpivavaka zany miaraka amin\'ny zanany izany!Samy hafa be lay atao we olombelona sy biby,nefa toa tena misy Bibiolona!
14. pissoa ( 29/04/2008 20:32)
Zoky : :{ :{ :{ :-D

Avy eo koa ... le ramatoa reniny angaha tsy mahafantatra hoe misy an'io efitra ambanin'ny tany io lol. 24 taona ve dia tsy hahafantatra an'izany, dia tsy nandeha tao mihitsy na in-1 mandeha aza. ! Sao dia tokony ajedaka koa le reniny ? :-w :-D :-D :-D
15. zoky ( 30/04/2008 05:31)
Tena horera e!, @ le Rainy zany alo ts misy Andriamanitra.

pissoa: le reniny koa mety olona le mataho-bady be reny de ts lasa lavitra ny sainy.

naseho vahoaka @ zay ilay Bibiolona e, vo jerena fotsiny ny endriny de ts mahagaga ra nahavita zao zava-doza be zao

http://www.lefigaro.fr/actualites/2008/04/30/01001-20080430ARTFIG00009-jozef-fritzlle-pere-des-tenebres.php
16. zoky ( 30/04/2008 06:38)
Voalazan'i endrika teo
....Ka le vhv koa zefa be,efa hanaovany toetran'alika be hoatr'izany de hiaritra eo fa tsy nitsoaka(11ans de efa novetavetain'ny rainy maninona no tsy nitantara t@reniny,efa 18ans izy vao nohidin'ny rainy tao @cave,dia nandritra lay 7taona nanao inona fotsiny?Natahotra ve?Nangovitra?Tsy nobeazina?Mbola hafa ihany ny malagasy kah,ny anay ny Ray aman-dreny tena miaro ny zanany hatramin'ny fotoana handehanana hanambady!...


Amiko aloha le Rainy no adala voalohany (ny LEHIBE zany), ny zaza, zaza iany, heveriny angamba fa zany no izy, marina mits mety fitaizana io ka nahatonga ilay zaza ts niteny t@ hafa, na niteny fa mety efa tranga maro fahita dia ts mahataitra sasany tsony (le oe 11-17 ans io), na aty @ ntsika aza anie maro no tratran'io e, ar ts taloha iany f h@ zao aza,ka ny saina mits no voa raha io zavatra io.(jereo fotsin le tantara lazain i tsiambaratelo etsy ambony io Reny sy zanany lahy )
17. endrika01 ( 30/04/2008 09:54)
Tena mamparikoditra!Aleoko ndray mahita olona mangalatra,toy izay olona mifototra @zanany na ny iraitampo,na @nahitana masoandro!!!
18. endrika01 ( 30/04/2008 09:55)
Tena mamparikoditra!Aleoko ndray mahita olona mangalatra,toy izay olona mifototra @zanany na ny iraitampo,na @nahitana masoandro!!!
19. tsiambaratelo ( 30/04/2008 16:06)
Zoky>zany tokoa angamba lay reny mahafoy ny ainy amin-dry zareo,de miara matory @zanaka,sa angamba azony atao satry we maty vady izy ...ssss,raha hevitro manokana dia tia tena io ramatoa noresahiko io ambony io,matahotra raha lasa manambady ty lahitokana ka mety hanadino de naleo mintsy nambakaina,de azy samirery!
20. zoky ( 02/05/2008 04:47)
tsiambaratelo sy endrika01> marina zany , ny ahy mo d oe samy misy voa kely daholo ny sain oll manao izany, amiko dia ny biby no manao izany, nefa tsarovy fa mbola misy ary ny biby (misy karazana gidro fidele) na vorona toy cygne ohatra araka filazan ny mpandalina dia fidele h@ farany, na maty aza ny vadiny avy dia ts mitady hafa tsony iz, zany aza misy ny biby sasany mahavita mahatandrina sy ts mahakasika ny menaky ny aina, fa mba aiza ho aiza @ zany reo olona sasany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3424