mitady ami perdu de vue

1. harinah7 ( 26/04/2008 19:01)
Manahoana daholo.
Misy namana iray izay asa raha mba mi-surfer amin'ity forum ity. Malala no anarako ary nipetraka tany Toliara (sud de mada) aho taloha. Raha misy mahatadidy na mahalala an'i cécilien, iangaviana mafy hanoratra amin'ny adiresy dollyrail@yahoo.fr. Misaotra e.
Manantena mafy. tena sérieux ity ô.
novalian'i harinah7 ny 28/04/2008 06:15
2. endrika01 ( 27/04/2008 10:53)
any amin'io e-mail io zany no andefasana ny valiny?
3. harinah7 ( 27/04/2008 11:43)
eny. any amin'io e-mail io no andefasana ny valiny na koa amin'ity forum ity. Merci. A bientôt.
4. ainaheri ( 27/04/2008 14:01)
Tsy maintsy mamaly antso eo iany zay,mahafantatra azy ,kanefa ra tinao ho lalindalina mankanesa any @ moov d ataovy mazava tsara ,fa mety ho hisy 36 Cécilien azafady
maztou
5. harinah7 ( 28/04/2008 06:15)
Misaotra tamin'ny conseil kanefa efa nitafa tamin'ity site ity izy taloha. Andramako koa anefa ny moov. Merci. C'est gentil.
A bientôt.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3757