anaty eritreritra
1. badboy
(
28/04/2008 07:42)
Rehefa misy olona tianao hiaraka aminao dia tsaratsara kokoa ve ny mieritreritra hoe tiako izy fa tsy tenenina azy, noho ilay sahy miteny hoe tiako izy fa tsy mieritreritra dia mahazo fetaka aveo??? :?: :?:
novalian'i endrika01 ny 12/05/2008 12:05
2. booboo
(
28/04/2008 09:25)
hihihihihihihi
aleo mitsotra foana na hahazo fetaka aza toy izay hampijaly saina sy fo hiaritra mangina ao ny fitiavana an'azy an'eritreritra...Sady koa mora kobo @ fihetsika na fiteny foana reny oul manafina ny fitiavany ireny matetika....

3. imeva
(
28/04/2008 12:05)
Aiza kosa dia olona tia anao ve dia hofelahanao. Na ho fahalalam-pomba ihany kosa aza, tsy mendrika izany vhv izany.
4. tess
(
28/04/2008 12:16)
badboy:
Rehefa misy olona tianao hiaraka aminao dia tsaratsara kokoa ve ny mieritreritra hoe tiako izy fa tsy tenenina azy, noho ilay sahy miteny hoe tiako izy fa tsy mieritreritra dia mahazo fetaka aveo??? :?: :?:
zé sahy maty foana no mifono lamba mena hono
:-P :wink:
5. ikotoleta
(
28/04/2008 12:29)
badboy:
Rehefa misy olona tianao hiaraka aminao dia tsaratsara kokoa ve ny mieritreritra hoe tiako izy fa tsy tenenina azy, noho ilay sahy miteny hoe tiako izy fa tsy mieritreritra dia mahazo fetaka aveo??? :?: :?:
antanio an'ny TGV =))
6. xxx
(
28/04/2008 14:50)
rehefa manao fihetsika joulamboto ve tsy ho voafelaka
fa rehefa serieux manao zavatra dia tsy miahiahy amin'ny fanontaniana fa mahita fika hiresahana azy foana :P
fa rehefa serieux manao zavatra dia tsy miahiahy amin'ny fanontaniana fa mahita fika hiresahana azy foana :P
7. imeva
(
29/04/2008 08:37)
Na manao fihetsika jiolahimboto aza tsy tokony hofelahana izany. Be dia be amin'ireny mahay mampiresaka be ireny indrindra no tena jiolahimboto.
8. xxx
(
29/04/2008 10:51)
ikotoleta:
badboy:
Rehefa misy olona tianao hiaraka aminao dia tsaratsara kokoa ve ny mieritreritra hoe tiako izy fa tsy tenenina azy, noho ilay sahy miteny hoe tiako izy fa tsy mieritreritra dia mahazo fetaka aveo??? :?: :?:
antanio an'ny TGV =))
tsy hitako mihintsy izay idirany tgv amzany?
9. mmmhh
(
29/04/2008 14:48)
tsy aleo mitsotra na ho any na tsy ho any?? Au moins efa fantany aloha ny marina koa !
10. Mio21
(
29/04/2008 23:10)
ikotoleta:
antanio an'ny TGV
Fa inona no tena blèm entrelah sy TGV e! efa hatrany @ resaka politika no efa ahitako alako bika tsy tiko tarehy ataonlah @lery? No sady tsy misy idiran'izany koa ato @ ity lohahevitra fitiavana ity .
Tsy anome tsiny kosa alo za ra ohatra ka efa nisy sipan'lah nobatain'lery e, ra zay mantsy dia misy idiran'ny fitiavana ihany, fa mba teneno aminay fotsiny hoe efa nisy firy ny isan sipan'lah efa nobatain'lery nefa efa mba nitororin'elah fitiavana ?
11. Veloo
(
30/04/2008 02:11)
Tsy anome tsiny kosa alo za ra ohatra ka efa nisy sipan'lah nobatain'lery e, ra zay mantsy dia misy idiran'ny fitiavana ihany,
Ka lery kosa anie bogosy be e :-D :-D :-D
13. valikely
(
05/05/2008 20:24)
ol rats taiza s ts d normal ra mamelaka zany fa teneno iany!!!!!!!!!!!!!
14. endrika01
(
12/05/2008 12:05)
badboy::?: :?: sarotsaro-baliana raha hoan\'ny viavy,ohatran\'ny tsy mety zany hoe ny vevavy njay no hitory fitia @lhl fa raha lehilahy ndray tonga dia mitsotra hoy aho no mety,satria refa tsy haritra tsony dia mety ahavita toetra ratsy @le viavy izy avy eo:-P(na vitany ny mitolona an\'iny tovovavy iny tsy tahotra tsy henatra na izy hi souffrir ampitoerana eo le mitsotra tonga de tac tac tac ekeny tsara tsy ekeny mamoiza ravôngaly hi hi hi)