Ho an'ireo Katolika(tohiny) sy ikaretsaka

1. lagoon ( 27/04/2008 16:25)
Ity ilay tohiny ilay boky "Les Deux Babylone" ry ikaretsaka.Film izy ity ary ho hitanao ao hoe iza ilay Nimrod;
Mazotoa e!

http://www.dailymotion.com/relevance/search/illuminati/video/x4jhkg_zeitgeist-remasterise-complet_news
répondu par fijo le 01/05/2008 21:34
2. dadabe ( 27/04/2008 17:28)
tsy nisokatra taty amiko :roll:
3. Veloo ( 27/04/2008 17:47)
dadabe [ Valio ] 27-04-2008 19:28:13
Lohateny : Re : Ho an'ireo Katolika(tohiny) sy ikaretsaka
tsy nisokatra taty amiko


mila manolo ordi njy retsy ledada a :-D :-D :-D :-D
4. ikaretsaka ( 27/04/2008 19:27)
tsy hitako le hifandraisany!
dia ilay vision an'i lagoon momban'Atra mihitsy no tsy mazava koa.
aminao izany Atra =destructeur?
5. ikotoleta ( 27/04/2008 23:32)
Veloo:

dadabe [ Valio ] 27-04-2008 19:28:13
Lohateny : Re : Ho an'ireo Katolika(tohiny) sy ikaretsaka
tsy nisokatra taty amiko


mila manolo ordi njy retsy ledada a :-D :-D :-D :-D

@ JO lesy e
6. lagoon ( 28/04/2008 07:15)
ikaretsaka:

tsy hitako le hifandraisany!
dia ilay vision an'i lagoon momban'Atra mihitsy no tsy mazava koa.
aminao izany Atra =destructeur?



Nojerenao tsara ve ilay fanazavana momba n'i jesosy sy ireo teo alohany?
Tsy destructeur I Zanahary @ko fa ireto olona tia fitondrana sy voninahitra no nisandoka ny vahoaka.

Mifameno ity video sy ilay boky,raha ny tapany voalaohany ihany no jerenao.
Raha hitanao hatramin'ny farany moa ilay vidéo dia hitanao tao koa ny manipulation rehetra atao @tsika.
7. ikaretsaka ( 28/04/2008 14:31)
samy mi manipuler na ilay nanao ny film na ny atao amintsika.... raha ny fahitako azy :-D
dia eo le mampihazohazo heo iza @ izay ary.. le film sa le nenarana hatr@ izay?
dia hoy ny ntaolo hoe.... nsanatria ve nahita ny akanga tsara soratra dia hanary ny akoho tamana an-trano?
anao ny miheritreritra
8. Fody ( 28/04/2008 16:48)

Mba lazao izay hevitra tianao lazaina ra lagoon, ho hita sy ho re, fa mba katolika koa ny tenanay.

Izay hevitra tianao hampitaina lazaina, ho hita eo ny fahamarinany na ny tsy fahamarinany.


Fanamarihana:
lagoon:
Raha hitanao hatramin'ny farany moa ilay vidéo dia hitanao tao koa ny manipulation rehetra atao @tsika.

Raha ianao sy izay toa anao no misy mi-manipule dia dia aza atao hoe: isika, satria izahay mahatsapa fa tsy tratran'izany.

Misaotra!
9. mbaliana ( 28/04/2008 22:04)
fa le film no considerer-na ho tena verité sa mbola vokatry ny eritreritr'olona hafa ihany koa??... eh zany izy mantsy hoe film
10. dadabe ( 29/04/2008 03:28)
fa maninona aloha no natao hoe ho an'ireo katolika sy ikaretsaka e??? donk zah izany tsy6 afaka mamaly satria zah sady tsy i ikaretsaka no tsy i katolika d ahona ?? :-D :-D
11. lagoon ( 29/04/2008 06:09)
mbaliana,
Misy pororfo daholo ny resaka ao @ ilay vidéo fa tsy noforonina akory.


Dadabe,
Resaka efa natomboka ela ny ahy sy ikaretsaka.Afaka mamaly nefa ianao ary afaka mandray anjara.

Fody,
Izaho efa ela no nanome ny hevitro.Arabaina izany ianao raha tsy mba voan'izany manipulation izany.

Ikaretsaka,
Ka io ange ilay tohin'ilay "Deux Babylones" e.Ekeko fa samy mi-manipule na ilay vidéo na ny fivavahana kristianina,nefa raha tena dinihina ny fanazavana nomen'io vidéo io sy Alexandre Hislop dia ny fivavahana kristianina no tena mi-manipule sy mampiesona.
Ny andro naterahan'i jesosy fontsiny dia efa sandoka.
12. ikaretsaka ( 29/04/2008 14:10)
tsy ny andro anie no mikonty fa le principe hoe teraka jesosy dia notory jesosy de lasa jesosy de nandefa ny fanahy masina sy naniraka ny apostoly e.

izay le maha samihafa ny bornage biblique sy le foi katolika...
ny bornage biblique de mihanona @ le hoe izoa no voasoratra dia izay de problematique be eo
fa ny tena finoana mivoana satria tsy le tena votoatiny n o jerena fa le aingitraingitra
13. Fody ( 29/04/2008 15:36)


lagoon:
Fa iza moa no nilaza taminao fa tena teraka 25 Déc marina i Jesoa?
Raha izay no argument entinao manohana ny hevitrao hoe: diso io sns... dia maivana loatra satria na ianao milaza azy aza dia tsy mahalala akory hoe: ahoana no io daty io no noraisina hankalazana ny nahatarehan'i Jesoa.

Ary mba lazao aby moa ny ilazanao fa mi-manipule ny olona ny finoana kristiana. Lazao iaraha-mahita eto ny fahamarinany sy ny fahadisoany.


Miandry!


Misaotra anao.

14. fijo ( 30/04/2008 20:51)
mahafinaritra le famelabelaran'ilay film,fa moa ve azo avy dia raisina hoe tena marina io????
15. ikaretsaka ( 30/04/2008 21:22)
ka izay ange le andrasana e
16. fijo ( 30/04/2008 21:29)
raha olona manana finoana mangozohozo aloha dia folaka lohalika raha mijeryan'io e.
17. niryna ( 01/05/2008 17:10)
dadabe:

fa maninona aloha no natao hoe ho an'ireo katolika sy ikaretsaka e??? donk zah izany tsy6 afaka mamaly satria zah sady tsy i ikaretsaka no tsy i katolika d ahona ?? :-D :-D

:D :D
lagoon a> raiso ity web ity fa misy fanazavana marobe aho raha manitikitika ny ahafantatra ireo karazana fivavahana marobe hianao( chick.com) , hisy hamafa indray io raha ela hianao,jereo ny video indrindra ilay "light of the world,Idolatry" ary aza mitsahatra ny mivavaka ireo olona izay manohitra ny tenin'Atra,ireo mbola ao anatin'ny maizina satria tsy fantany ilay izy na minia mijanona amin'ny fanaony ihany izy
mazotoa
18. ikaretsaka ( 01/05/2008 17:20)
azon'i niryna faritana ve ilay hoe
ireo olona izay manohitra ny tenin'Atra

raha tsy mahadiso?
toa io foana manko no averimberinao rehefa tsy mi s'accxorde aminao ilay olona
19. pissoa ( 01/05/2008 19:32)
Ikaretsaka no dikan'izany matetika ! Ny voalaza eto no tsy haiko =)) =)) =))
20. fijo ( 01/05/2008 21:34)
izay indray tombatombana.
ary ahoan amoa no hilazana fa izay tsy mino an'andriamanitra dia ao anaty haizina???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0373