Fanontaniana

1. razafy4 ( 27/04/2008 06:03)
Salama daholy é ! misy fanontaniana ity . Tamin'iny fitsangatsanganana taona 2007 iny manko dia narary zah nefa mba maniry ny andeha , ny tenako manko olona avy aty à Mjg ka mba ohatrinona izany ny anjaranay @ io 500 00 f io satria efa aty ihany izahay , koa dia mba mila valiny avy aty aminareo tompon ' andraikitra zah , izay ary fa veloma daholo amin - tsika namana rehetra .
novalian'i glou ny 02/05/2008 14:06
2. glou ( 29/04/2008 13:55)
raha ohatra ianao ka hiara hipetraka amin' ny ankizy avy aty tana dia miala frais fotsiny izany no alohanao izany we ny frais aller dia 125.000fmg ny retour koa ohatry izay , total 250.000 fmg donc 500.000fmg -250.000fmg dia io ambiny io no alohanao fa confirmeo tsara eto ihany ;
antenaiko fa nahafa po anao ny valin-teny
3. angotiko ( 29/04/2008 17:29)
glou: ary hono wa ny ankizy kely ve mandoa io vola io raimanontolo sa mihena, fanontanina ny ahy, misaotra
4. glou ( 02/05/2008 14:06)
angotiko> raha + de 5 ans izy dia mandoa iray manontolo raha andeha fiara hiaraka @ ankizy an! raha matory izy ka mitana fandriana ray dia mandoa trano, raha misakafo izy dia ze hitan' ny ray amandreniny fa antonony ny vola aloha de ca va, tsy haiko rah mahavaly azy zay eehhhhh :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4126