mampirafy sa ?

1. xxx ( 24/04/2008 08:18)
efa ho valo taona zao niarahanay, samy efa manambady zahay nefa tena mifankatia be mihitsy, ndraindray aza samy msentir hoe zahay no tena proche noho les deux à cotés.
lay olona miaraka @ko fotsiny tena lasa possessif be et très jaloux @ko dia a chaque fois za tsy mandray phone na mamono phone dia efa tezitra izy sady masiaka be mitsy, tsy haiko mitsy ze atao satria te hisaraka aminy aho nefa tsy vitako mitsy fa otrany malahelo azy foana ary izy koa efa niteny fa tsisy misaraka zany hoy izy fa pour eternel, trop mifankatia zahay dia tena vaky ny saiko. meme samedi aza zahay mfanao fotoana na dia samy mangalatra, msentir coupable za avy eo refa vitako zay acte zay dia marary be ny foko.
ny teniko farany dia hoe inona tokony hataoko? zahay tena mifankatia be mitsy,
novalian'i jusain ny 15/05/2008 14:08
2. yvanot ( 24/04/2008 08:35)
Zah aloha miteny tonga de mifampiresaka nareo hoe aleo ajanona io satria sady tsy hahasoa azy no tsy hahasoa anao any @ farany. Ampy zay valo taona zay samy namitahanareo ny partenaire nareo. Mandraisa décision. Marina fa mafy zany kanefa mafy mihotra noho zay ny mety hahazo anareo raha mitohy izao. Ny valin'ny fanontanianao kosa dia tena mampirafy tokoa ianareo.
3. blounous ( 24/04/2008 09:16)
ny mba manitikitika ahy de tao anatinizay 8 taona zay v de tsy fatatry ny vadinareo mihitsy sa tena miafina b? nefa ra ny fahafatarako azy ra fitiavan maery zany tsy voasakan`ny fiafenana tsony
. 8taona b izao...
4. tslem ( 24/04/2008 09:22)
:-w ankamantatra zany koh,inona fa tsy ity hira ity:


miredareda
5. ni81 ( 24/04/2008 11:02)
Ohatry ny hitako hoe fitiavan-tena ny anareo roa ireo, indrindra ilay rangahy saro-piaro... Dia hoy koa ianao hoe eternel! Toy ny trano miorina eo ambony fasika io ka na ela na haingana dia tsy maintsy ho lasan'ny rano fa mitandrema.
6. xxx ( 24/04/2008 11:44)
Ka ianareo zao sady tsy an-tany no tsy am-parafara kanoa!
8 taona niarahana izany efa nahavita zaza firy raha nivady ara-dalàna, tsy aleo andramana izay hevitra izay? ianareo efa tsy te no tsy mahavita misaraka ihany, mba tsy lano andro amin'izay.
7. badboy ( 24/04/2008 12:08)
xxx:
efa ho valo taona zao niarahanay, samy efa manambady zahay nefa tena mifankatia be mihitsy, ndraindray aza samy msentir hoe zahay no tena proche noho les deux à cotés.
lay olona miaraka @ko fotsiny tena lasa possessif be et très jaloux @ko dia a chaque fois za tsy mandray phone na mamono phone dia efa tezitra izy sady masiaka be mitsy, tsy haiko mitsy ze atao satria te hisaraka aminy aho nefa tsy vitako mitsy fa otrany malahelo azy foana ary izy koa efa niteny fa tsisy misaraka zany hoy izy fa pour eternel, trop mifankatia zahay dia tena vaky ny saiko. meme samedi aza zahay mfanao fotoana na dia samy mangalatra, msentir coupable za avy eo refa vitako zay acte zay dia marary be ny foko.
ny teniko farany dia hoe inona tokony hataoko? zahay tena mifankatia be mitsy,


xxx:
Ka ianareo zao sady tsy an-tany no tsy am-parafara kanoa!
8 taona niarahana izany efa nahavita zaza firy raha nivady ara-dalàna, tsy aleo andramana izay hevitra izay? ianareo efa tsy te no tsy mahavita misaraka ihany, mba tsy lano andro amin'izay.


8O 8O :roll: :roll: :!: :!: :?: :?: :idea: :idea: :? :? :lol: :lol: :-D :-D :-D :-D
8. badboy ( 24/04/2008 12:12)
xxx:
efa ho valo taona zao niarahanay, samy efa manambady zahay nefa tena mifankatia be mihitsy, ndraindray aza samy msentir hoe zahay no tena proche noho les deux à cotés.
lay olona miaraka @ko fotsiny tena lasa possessif be et très jaloux @ko dia a chaque fois za tsy mandray phone na mamono phone dia efa tezitra izy sady masiaka be mitsy, tsy haiko mitsy ze atao satria te hisaraka aminy aho nefa tsy vitako mitsy fa otrany malahelo azy foana ary izy koa efa niteny fa tsisy misaraka zany hoy izy fa pour eternel, trop mifankatia zahay dia tena vaky ny saiko. meme samedi aza zahay mfanao fotoana na dia samy mangalatra, msentir coupable za avy eo refa vitako zay acte zay dia marary be ny foko.
ny teniko farany dia hoe inona tokony hataoko? zahay tena mifankatia be mitsy,


mamafara:
sali daholo nareo.
zao no olana. Efa enimbolana zay dia niaraka tamina vadin'olona ny tenako. IO situation io dia efa fantatro hatreny ambolohany nefa izy tiako. Fiarahana miafina mazava hoazy ny anay. Rehefa tsy hitako izy dia manao izay fomba rehetra hihaonana aminy aho. Afatsy ny alahady izay samy mihatsaravelatsihy any ampiangonana.
Hatreto aloha dia tsy mbola fantatry ny vadiny ny fisiako. Ny alina dia samy any antranony any zahay roa. Manetsetra ny tenako eo fotsiny aho satria tsy afa-manoatra. izy any zao sambatsambatra ery........
Efa nisy fotoana nilazako taminy hoe tsy mety intsony izao, nefa izy tsy manaiky fa rehefa mahita ahy miaraka amin'olonkafa hono izy vao miala. De inona no hatao, hisambotra lehilahy eny andalana ve hisandohako hoe ity no miaraka amiko. Dia ahoana no mety ho tohiny?


http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m480735a782a39
9. xxx ( 24/04/2008 12:43)
ka tsy hitako izay tokony hitarainana rehefa natao lay zavatra
assumevo hatrami,'ny farany....
10. majakely ( 24/04/2008 19:32)
Efa voalazanao izao ve hoe mifankatia be tokoa ianareo roa d inona ndray no olana???? ,de raha mifankatia tena mifankatia tokoa ary ianao sy izy de :samy mampalahelo daholo na ianareo roa na le any atrano vofitaka.....Ajanony le any antrano d mifankatiava misehoa masoandro nareo roa zay tena mifankatia io e!!!efa ho 8 ans zany nge ts kilalao tsony ee,,aza mampijaly tena zany oasatri raha mijaly ianao d mijaly koa ny manodidina anao!¨Raha tena fitiavana marina ny anareo roa de miaraha koo,raha mbola misy fisalasalana ao am-ponao sy izy de tsotra ny valiny :TSy mifankatia tena mifankatia zany nareo fa MIALLAO fitia!!!Ok??? :idea:
11. xxx ( 24/04/2008 21:30)
:{ :{ :{ :{
12. tess ( 24/04/2008 21:32)
tsarovy mandrakariva fa ny fiarahana miafina dia mamy sy matsiro foana....sao voafitaka e! ny tena izy rehefa mira ytrano ao ka tsy mitovy ô!
13. ari.malala ( 25/04/2008 08:01)
le izy hoe miafina sy voarara zao no mahatonga ilay izy hoe mamy be, voarara satria nareo roa samy manana ny tokantranony avy, fa atao anie hoe samy misaraka am tena titulaire avy nareo roa d miaraha mipetraka fa d tsisy mamiiny tsony io! matetika ny zavatra mahavoarara iany no tadiavina fa refa permis lasa tsisy tsirony tsony! d ts mba mampalaelo anareo v ny vady amanjanakareo tsirairay avy? mba te hiprofite ny andro tsy ianarana sy tsy iasana mba te hoeo anilanareo fanareo lozanareo manganatra fitia any ivelan'ny trano! de hoan'le vevavy, tsy mampanin anao mints v ny hoe avy niara natory tamle raika d miara matory amle vadinao ao antrano? sanatria tsy mitsara ah fa manontany an! tsy azon'ny saiko imaginena mints mantsy zany hoe tena avy ni galipette tatsy d iny fa miray amle vad, tsy simulation ve no betsaka amzany kle brrrrrr! lasa fiatsarambelatsihy no betsaka amzany fa ny mety d ajanona le fitia halatra any ivelany
14. ainaheri ( 25/04/2008 12:58)
Ny zvtr refa angalarina zay mamy fona,zay ny mahatonga ny bandy na sipa efa manambady d manao sipa ,avy eo manao promesse d'ivrogne any @ le sipa na le bandy izy,d torantorana ery le iantefany; nefa tsy fantany fa mamy zanyte hanandroa sy mangala-pinana!!
Ny tsy azoko aminao ry xxx amiko tsy fitiavana ny anareo 2 fa fitiavana filan'ny nofo ety ivelany,raha fitiavana laviko lavitra satria samy mahalala ny tsi11 fa samy manambady d inn no mbola iarahana? Asa raha mieritreritra ny isaraka d mety iany,kanefa ianao iany ry xxx milaza fa sarotiny izy jaloux sy ny karazany donc, mb aona re zany refa tena vadiny tanteraka enao ee;mba nametraka fanontanina ve enao? Na ny mandé miantsena avy aza angamba mety tsy azonao atao!!!!

D maztou @ fanitsakitsaham-bady sy minana vadin'oul ary ee
15. mmmhh ( 25/04/2008 13:33)
Ny tsy azoko aminao ry xxx amiko tsy fitiavana ny anareo 2 fa fitiavana filan'ny nofo ety ivelany,raha fitiavana laviko lavitra satria samy mahalala ny tsi11 fa samy manambady d inn no mbola iarahana?

zay koa no fomba fijeriko, ny fitiavana zany amiko, misy tanjona : ohatra hoe hiray trano isika, hiteraka isika, hamboatra trano isika, hividy an'iry isika atao ao an-trano, ....
fa ny anareo filàn'ny nofo fotsiny
betsaka anie zany valo taona niarahana zany e, ka rah vitan'ny ankiafina fôna ny fiarahanareo tao antin'zany de zay le ilazako koa hoe filàn'ny nofo ny anareo,
de tsy mba mieritreritra ve enao hoe rah ny vadinao ny manao an'zao ataonao zao any ivelany de mba tantinao ve???

Mazotoa @ fijangajangana
16. tess ( 25/04/2008 14:03)
ny tsy azoko hoe inona no nijanonana amilay tena vady ao antrano raha ohatra ka tsy misy ny fitiavana ??,fa matoa tsy nisaraka am lay vady ao antrano hatramzao dia tiana koa ilay ao antrano anie e! donko tiana ny etsy mamy ny eroa.... ka iza no tena interessant....?????? ilay olona mifampizàra fiainana aminao amin'ny lafin'ny rehetra sa lay fitiavana fotsiny tsy hay hoe haharitra refa miaraka mipetraka?????
17. fijo ( 25/04/2008 20:38)
izao atao,isarao ny vadinareo avy ,dia mifanambadia,de ita eo hoe tena aharitra ve ,sa le miafina fiafenana fotsiny no mampisy tsirony azy.
18. Papoose ( 26/04/2008 02:15)
ho anah tsa mbola manambady de hanakory?
19. ainaheri ( 26/04/2008 04:12)
papoose> tondé vita ouazy ka ,asina panô fotsiny ao lamosina we,celibany tsy anadala vadin'oul" tondé lasa zao ra tsa mibolisatra :roll::lol:
20. Cazal ( 26/04/2008 18:07)
aza milalao afo wa ! :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2313