Salut efa tamin'izany toerana izany aho ary hitako fa tena mafy ny manjo satria 1f ianao nijery an'ilay tena miarka aminao izay dia tena mavesatra tokoa ny fo ka ny tsaratsara angamba ry namana dia ny mijanona sy manalavitra an'ilay faha roa ario tsikelikely ireo fahatsiarova fa ho hitanao ny valiny javascript:emoticon(':D')