Fanampiana

1. bravo ( 23/04/2008 09:51)
Salama daôlo!Mba mila fanampiana aho fa manana tany 10ha afaka ambolena sy iompiana a nefa tsy manambola. de inona no ataoko?
novalian'i ydifas ny 02/11/2008 07:36
2. jemimah ( 23/04/2008 12:07)
omeo ahy ny 3ha fotsiny aloa dia ny 7ha no hambolenao :-P
3. kiadi ( 23/04/2008 13:06)
zany de tady hametsy olona fotsiny i jemimah le!!
tonga de hanendaka 3ha fotsiny amizao! tsssss
:-D :-D :-D
4. milaibe ( 23/04/2008 18:30)
Manorata aty amiko fa mila ny antsipirihany aho,
5. Veloo ( 23/04/2008 20:26)
Omeo ahy fa vidiko raha tsara torana aiza ilay izy aloha e? "ny endroit misy azy" :wink:
6. simplex ( 23/04/2008 21:19)

ngoza kosa izany kanou :)
aiza waiza marina no misy azy? :P
7. bravo ( 24/04/2008 09:43)
Morondava n misy an-le izy e! De le izy nge tsy tiako amidy ry Veloo fa mba itadiavako fiaraha-miasa e! Ohatra fambolena na tsy haiko e!
8. benny ( 24/04/2008 18:21)
Salut!

Manana Fikambanana any ambanivohitra izahay ary manana projet hanao sekoly sy terrain foot ka mba mitady fiarahamiombon'antoka amin'ny association na mpanao asa soa any ivelany. Efa nisy ny asa vita: tetezana, rano fisotro, fizarana materiels foot sy tournoi omby, trano famakiam-boky tato anatin'ny 8 taona. Efa vita ny fifanarahana tamin'ireo partenaires ka mitady vaovao indray izahay amin'ireo projet 2008 ireo.
9. benny ( 24/04/2008 18:25)
Azafady ity ny email mba ahamora ny fifandraisana raha azo atao

jiannaval2@yahoo.fr

Misaotra mialoha
10. bravo ( 26/04/2008 12:49)
Salut! Ka tsy de azoko loatra ny projet-nareo zany, azonao azavaina misimisy kokoa ve? afaka miara-miasa zany tsika @io?
nenà rr_bravo70@yahoo.fr ny adresse mail-ko


11. ydifas ( 02/11/2008 07:36)
Tsy zany faizao e! misy namana mandefa mailaka aty aminay izay manentana ny hafa mba hisoratra anarana amina tranokala izay manome vola ho an'izay afaka mamaky mailaka matetika. Tsy aiko na marina na tsy. Ilay izy alou dia mistipona satria 0,2$ (dollar na euro) isaky ny mail hono farafahabetsany. Mail 10 isan'andro isaky ny mandefa izy.

ireto misy ho an'izay mazoto hanandrana (maimaipoana):



http://www.milimel.com/parrainage.asp?parrain=750303



http://www.plantabouf.com?refer=154



http://www.gainspartages.com/paidmail/site/index.php?refid=3164



Fa saingy mila manokatra izany adiresy PAYPAL (maimaipoana : www.paypal.com) zany hono refa haka ilay vola.



Ny tena azahoana betsaka dia ny milaza aminy namana maro be satria mahazo isan-jato amin'izay vola azon'izy ireny hono ianao.



zay ary fa mahereza miatdy vola daholo e!



karataka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2909