Prevention Malaria/Palu

1. xxx ( 23/04/2008 16:32)
Manahoana daholo,
Ho an'ireo gasy aty ivelany mpakany Mcar: inona ny fanafody tokony ampiasaina anaovana prevention amin'ny palu (prophylaxie)? inona ny anarany? tokony vidiana aty ivelany ve sa misy any Mcar?
Misaotra mialoha.
novalian'i niryna ny 25/04/2008 19:52
2. ds ( 24/04/2008 16:15)
Savarine 1/andro (vidina any Dago)
na
Lariam 1/herinandro (vidina lafo be aty ivelany)
3. Zina ( 25/04/2008 00:33)
Lariam 1/herinandro (vidina lafo be aty ivelany)


ity no izy fa rehefa manana assurance dia tsy mando ka
4. xxx ( 25/04/2008 05:09)
Diso i Zina fa tsy rembourser-ny assurance maladie izany mihintsy ny fanafody toa ireny : lariam , savarine ets...
5. xxx ( 25/04/2008 13:17)
Misaotra ireo namaly ny fanontaniako.
Ilay Lariam/mefloquine io tokoa no re-commander-ny specialiste-n'ny maladie tropicale aty ivelany ho an'ireo olona mankany Mcar. Kanefa tena misy effets secondaires be ilay lariam/mefloquine, ka mijery solutions hafa aho.
Izany savarine izany indray mbola tsy reko, mahasolo ny lariam izany izy io?
Ary inona ny effets secondaires-ny?
Mety ho an'ny ankizy 3 ka hatramin'ny 10 taona?
6. Zina ( 25/04/2008 14:42)
Izany savarine izany indray mbola tsy reko, mahasolo ny lariam izany izy io?


ny Savarine tsy maintsy alaina isan'andro zay no itako inconvenient aloha no sady izay sakafo hanina rehetra tsy misy gout.

Diso i Zina fa tsy rembourser-ny assurance maladie izany mihintsy ny fanafody toa ireny : lariam , savarine ets...

mi-dependre ny assurance zany za tsinona tsy ao Frantsa... ny any ivelany mi-rembourser ka.

Lariam tena nety tamiko no sady iray/semaine fotsiny
7. niryna ( 25/04/2008 19:52)
Arakaraka ny toerana misy io ary matetika tokoa tsy manaiky ny assurance,anontanio ny dokotera fa misy mitovitovy,misy iray isan-kerinandro no hohanina ary herinandro alohan'ny andehanana ary any am-pandehanana ,rehefa mody indray dia mbola mihinana an'io indray mandritra ny roa herindro.
Saingy ny tsy azoko tokoa aloha dia toa marary foana ihany ny olona rehefa tonga any e,mivalana ,mandoa ,mahia kely ,ary dia tsy avelan'ny dokotera mihinana ny fanafody noentina avy aty intsony fa tonga dia mihinana ny fanafody avy any,sa hianareo tsy mba voan'izany na misotro rano amin'ny tavoahangy ireny foana aza?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5827