Toa saika misy soratsoratra izay aleha!

1. niryna ( 23/04/2008 17:40)
Inona avy no tadidinareo fa toa saika misy soratsoratra avokoa izay rehetra aleha e.
Inona ary ny soratra eny amin'ny camion ataon'ny olona
ny taxi-brousse ,ny taxi-be, ny eny amin'ny mpivarotra,ny fiara trotra
ny eny amin'ny sekoly ,ny ao am-pianarana,ny eny amin'ny birao,
ny eny amin'ny fokontany , :D
aleo ary aloha teneniko izay tadidiko
mpivarotra: tsy manao trosa anio, ny entana efa lafo tsy azo averina intsony
ny posiposy: mihazakaza tratry ny miadana
ny fokontany : fanadiovana rahampitso sabotsy ,voany dina ... izay tsy tonga
ny eny amin'ny arabe: Toyota hoy ny ankizy ...
anareo ary no manohy azy
misaotra mialoha
ny tratra:je t'aime =)) =))
novalian'i niryna ny 25/05/2008 18:47
2. tslem ( 23/04/2008 17:50)
AIZANIZANAKOAVOAHINIZANAKO.........

ohatry ny mbola misy tohiny lavabe io fa tsy tadidiko :lol:
3. fasaly ( 23/04/2008 17:59)
tsy azo anaovana maloto eto anefa feno kaka sy pipi maimbo be eo am lay toerana.....
4. tslem ( 23/04/2008 18:05)
hay,dia misy koa erak'ireny épicerie ireny hoe: ny fihavanana tiako hateza no tsy hanaovako trosa aminao
5. ni81 ( 23/04/2008 19:50)
Tsy minday pasazy no hita @ kamiao, kanefa feno olona ao @ ilay labasy mihidy ao :lol: :lol:
6. ftlozy ( 23/04/2008 20:12)
epicerie>ts manao trosa anio!eny fa dia @nao io aza
epicerie>tsy manao trosa anio! miverena rampitso
tómobil maloto b tsy misasa reny>fady rano!!! fa ny aty @nay we dios hace miraclo pero no limpia las coches!!! mdr fóna za refa mahita an io
7. yonikafopl ( 23/04/2008 20:59)
dieu fait de miracle mais il nettoye pas les voitures
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

8. kiadi ( 23/04/2008 21:06)
nenah wa zany sendra nadeh terrain vague be vovoko zah de tsy nanana fotoana hanasako daba avy eo de be vovoka be ny fiarako!de nisy nanoratra teo @ fitaratra oe "je remercie le ciel car j'ai trouvé une voiture plus crade ke la mienne" :evil: :evil: :evil:
9. kiadi ( 23/04/2008 21:13)
tslem:

AIZANIZANAKOAVOAHINIZANAKO.........

ohatry ny mbola misy tohiny lavabe io fa tsy tadidiko :lol:



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
ba nanahona marina ny niafaran'iny eh?
10. mbaliana ( 23/04/2008 21:14)
situation mitovy amin'ny an'i kiadi .. fa nisy nanoratra hoe lave-moi :roll: :roll:
11. kiadi ( 23/04/2008 21:15)
nisy camion zay misy soratra oe "aty jerena" eo @ parebriseny de nefa le camion amin'io le camion t@ andron'ny 1ere guerre mondial reny ! le ratsy be reny!
de lasa raikitra aty jerena moa ny anaran'ilay camion farany! :-D :-D
12. fahamarinana ( 24/04/2008 04:39)
:arrow: kiadi,mbaliana, :-D :-D :-D iny koa no tsy hitako,tsy ratsy ilay coms kely napetrany o? (l)
13. naritsimba ( 24/04/2008 06:42)
Hoy i tslem:

AIZANIZANAKOAVOAHINIZANAKO.........

ohatry ny mbola misy tohiny lavabe io fa tsy tadidiko



Efa maty ilay olona mpanoratsoratra an'io.
14. ari.malala ( 24/04/2008 09:21)
kiadi, tsara hoanao zay =))=))=))=))=))
15. sytl ( 24/04/2008 09:58)
"Ôtelin'ineny":sakafo anio:
-sopy sinoise,lasopy soukril
16. sytl ( 24/04/2008 14:49)
na kou oé:MISY ALIKA BE MAMANY ETO! :-D :-D
17. tomtom ( 25/04/2008 14:53)
sytl :
na kou oé:MISY ALIKA BE MAMANY ETO! :-D :-D


taiza ndray ko no nisy otrizany fa eo ko i sytlo dé mamorona éo :-P
18. kiadi ( 25/04/2008 16:50)
ari.malala:

kiadi, tsara hoanao zay =))=))=))=))=))



zah mintsy no efa tsy tin'ity aribotandozatra ty
19. kiadi ( 25/04/2008 16:53)
fahamarinana:

:arrow: kiadi,mbaliana, :-D :-D :-D iny koa no tsy hitako,tsy ratsy ilay coms kely napetrany o? (l)

aza ba tratra ihany eh!! misy ny olona wa de ratsy loha eh!=))=))

20. sytl ( 25/04/2008 17:29)
oay ry tomtom kou de ts maharaka mits!!antanio daolo reo olona reo! :p
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4251