Toa saika misy soratsoratra izay aleha!

21. sytl ( 25/04/2008 17:30)
iny ho an'i tomtom :p
22. sytl ( 25/04/2008 17:32)
tsy io fa ty: :-P :{
23. tomtom ( 25/04/2008 21:03)
sytl: :twisted: :-P :°)
24. sytl ( 27/04/2008 15:43)
tom:ita mits enao oé zaza!! :-D :-D :-D
25. dadabe ( 27/04/2008 17:43)
:lol: :lol:
26. ikaretsaka ( 27/04/2008 20:05)
le amin'ilay gazety maresaaka taloha ireny aza de misy hoe avadiho..de ao ambadika koa misy hoe avadiho
27. johnnyandri ( 29/04/2008 05:27)
Zingueur, manamboatra parachoque, toutplast, soudure electrika, vulca, mpanety, lasopy sy compose, amidy, a vendre, contacter chauffeur, ...
ao anaty fiara indray: Jehovah no mpiandry ahy...
aza mikitikitika
anaran\'ilay mpitatitra...
hidio moramora ny varavarana
autocolant OAKLEY eraky ny fitaratra
amin ny camion indray:bad girl
28. dadabe ( 29/04/2008 18:07)
:-D
29. kiadi ( 29/04/2008 19:22)
hafa koa! :-D :-D
30. ikaretsaka ( 30/04/2008 01:18)
le sticker eo @ radio kasetin'ilay Brosy mankany Ilakaka ireny> Ingahy saofera ihany no mahazo mikitika ahy
31. sytl ( 01/05/2008 15:15)
RARANA NY MANDREHOKA @ TANY
TSY AZO ATAO NY MIRESAKA @MPAMILY
AZA AVOAKA ANY IVELANY NY LOHA SY NY TANANA FA MAMPIDI-DOZA
TOERANA VOATOKANA
FIVOAHANA RAHA MISY LOZA
32. sytl ( 01/05/2008 15:18)
Zingueur, manamboatra parachoque, toutplast, soudure electrika, vulca, mpanety, lasopy sy compose, amidy, a vendre, contacter chauffeur, ...
ao anaty fiara indray: Jehovah no mpiandry ahy...
aza mikitikitika
anaran'ilay mpitatitra...
hidio moramora ny varavarana
autocolant OAKLEY eraky ny fitaratra
amin ny camion indray:bad girl
ampiana kely hoé:vorontsara-dia!
33. niryna ( 25/05/2008 18:37)
tslem:

AIZANIZANAKOAVOAHINIZANAKO.........

ohatry ny mbola misy tohiny lavabe io fa tsy tadidiko :lol:

hi,hi ary ilay hoe tandremo ny mofonareo sao tsaingoan'ny akoho
ilay olona tsy mahay manoratra dia atambany daholo ny teny rehetra ,raranany manaomalotofazay tratradia......
34. niryna ( 25/05/2008 18:39)
fasaly:

tsy azo anaovana maloto eto anefa feno kaka sy pipi maimbo be eo am lay toerana.....

ka efa feno ilay toerana vao mametraka ilay teny ilay olona na tena efa leon'ny maloto eo foana koa izy
35. niryna ( 25/05/2008 18:40)
ftlozy:

epicerie>ts manao trosa anio!eny fa dia @nao io aza
epicerie>tsy manao trosa anio! miverena rampitso
t󭯢il maloto b tsy misasa reny>fady rano!!! fa ny aty @nay we dios hace miraclo pero no limpia las coches!!! mdr f󮡠za refa mahita an io



=))
36. niryna ( 25/05/2008 18:43)
mbaliana:

situation mitovy amin'ny an'i kiadi .. fa nisy nanoratra hoe lave-moi :roll: :roll:


ny aty aminay indray rehefa feno neige be ireny dia ny fiaran'ny olona no asiana ny sarisasary coeur misy anaranay roa hi,hi
37. niryna ( 25/05/2008 18:45)
sytl:

na kou o麍ISY ALIKA BE MAMANY ETO! :-D :-D



:D
38. niryna ( 25/05/2008 18:47)
sytl:

RARANA NY MANDREHOKA @ TANY
TSY AZO ATAO NY MIRESAKA @MPAMILY
AZA AVOAKA ANY IVELANY NY LOHA SY NY TANANA FA MAMPIDI-DOZA
TOERANA VOATOKANA
FIVOAHANA RAHA MISY LOZA

ny zaza mihoatra ny dimy taona mandoa toerana iray

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1655