Maninona sakasakana foana ny Fampisehoana ataon'i Rossy e?
1. zandikely
(
19/04/2008 13:05)
Mba mandinika iany ny saina keliko fa tsy azoko mihitsy hoe inona ary no antony hisakana ny fampisehoana ataon'i Rossy e ! Ny artiste vahiny anefa sy teratany hafa afaka manao izany malalaka tsara. Lazaina indray hoe amin'ny volana Juillet, fa maninona ohatra tsy nolazaina izany koa i Yannick Noah, mba amin'ny volana juillet-Août koa manao fampisehoana.
1- Teo dia nilazaina fa mifanindry amin'ny fifidianana, nanaiky i Rossy fa tsy hanao fampisehoana ny andron'ny Fifidianana.
2- Resaka filaminana, nanambara ry zareo mpikarakara ny fampisehoana fa andray andraikitra momba izany. Tany misy lalàna eto Madagascar, ka raha misy zavatra tsy mety avy eo azo atao mampihatra ny lalàna.
3- Ny ministera mihitsy efa tsy mahita atao, avy nanapotika ny fanatanjahan-tena dia hafindra amina sehatra hafa indray.
4- Avelao mba HITAPOLAKA ny olona e!

répondu par Jeankely le 24/04/2008 11:19
2. Jeankely
(
19/04/2008 13:22)
Nifanakaiky ny solon'anarana aingy mifanalavitra isiaka. Aleo izy tsy hanao mihintsy. :-D :-D :-D :-D
3. pupuce
(
19/04/2008 16:12)
zandikely:
Mba mandinika iany ny saina keliko fa tsy azoko mihitsy hoe inona ary no antony hisakana ny fampisehoana ataon'i Rossy e ! Ny artiste vahiny anefa sy teratany hafa afaka manao izany malalaka tsara. Lazaina indray hoe amin'ny volana Juillet, fa maninona ohatra tsy nolazaina izany koa i Yannick Noah, mba amin'ny volana juillet-Août koa manao fampisehoana.
4- Avelao mba HITAPOLAKA ny olona e!
izay le fomba fisainantsika gasy mifono hevi-dalina ka tsy mety mampandroso antsika hatr@ izao
4. Jeankely
(
19/04/2008 16:46)
Aza mifampitsikatsika fa ny gasy any andafy efa vazaha tsy sahala anay mijanona antanana. Fa naninona no nampitondra ompa foana ileiry isaky ny mihaona @'ny namana ? Sa rehefa mitady saosy dia hoe hira sy tapolaka io ? Aza ny teo ampotonorona ihany no jerena fa misy mifandrohirohy io.
5. bravo
(
20/04/2008 08:25)
Tsy fantatro na kely marina ny sainao na tsy te hieritreritra zvtr betska, aza mora taitaitra e! fa naninona tokoa moa i Rossy no niala teto @ tanana e! ary iza no manakana azy tsy hiverina eto??? :roll:
6. zandikely
(
20/04/2008 11:47)
Malagasy tahaka ny Malagasy rehetra izy ka afaka miditra tsy mivoaka an'i Madagascar. Raha misy ary zavatra tsy nety nataony, maninona no tsy nampiarina taminy ny Làlana.
Sady na resaka firehana politikany indray dia manana safidy ny tsirairay hanaraka izay tiany. Ny adidin'ny fanjakana dia mijery raha mifanaraka amin'ny lalana ny ataon'ny olona anakiray!
Ny olana tsy ny fiverenany any mihitsy, ataoko fa efa tonga soa amantsara any izy, fa maninona izy no sakantsakanana hanao fampisehoana, amin'izay indray ny ( motifs) omen'ny ministra tsy vitan'ny hoe tsy mitombina sady tsy mahafapo fa fanapahankevitra manao ( deux poids deux mesures hoy ny fitenena).
J'arrive pas à comprendre parce que c'est pas logique!

7. raplou
(
20/04/2008 13:58)
Raha ianao ve no teo amin'ny toeran'i Rossy, dia aleonao nigadra toy izay nitsaoka any andafy?Resaka politika izany,ary tsy olana intsony i Rossy fa ny vahoaka efa mizarazara no olana.Tsy maintsy misy foana ny manararaotra rehefa misy fivorivoriana.Tsy misy mifampahatoky intsony koa ny andaniny sy ny ankilany satria efa nisy ny fampirafesana tany aloha.Ka samy mitady ny marimaritra hiraisana mba tsy hisian'ny fanomezantsiny raha vaky eo ny bagara eo ampijerevana an'i Rossy.Inona moa no antony hiantsoana miaramila an'arivony kanefa zavakanto no jerena, raha tsy misy ny fisalasalana eo amin'ny andaniny sy ny ankilany?Samy tsy te handray responsabilité izy ireo ka izay no mahatonga ny sakantsakana.Ny vahoaka akory tsy ho voatana moramora
8. zandikely
(
20/04/2008 16:23)
Zaho indray dia milaza fa vahoaka hendry ny Malagasy fa tsy hanao zavatra tsy amim-piheverana zany. Izany fampisehoana zavakanto hiteraka korontany izany tsy hisy mihitsy, fialantsiny fotsiny zany. Zareo mpandrindra ny fampisehoana efa niteny hoe handray andraikitra ny filaminana mbola inona indray!
Ce n'est que du Blabla, rien que du blabla, encore et toujours du blabla!!!!
Ce n'est que du Blabla, rien que du blabla, encore et toujours du blabla!!!!
9. Jeankely
(
21/04/2008 06:51)
Vahoaka hendry ve no taritina hanapaka tetezana handehanana isan'andro dia nanapaka? Nasaina nanao barage dia nanakana? Tairin'ny olona dia nandoro University (Ankatso, Andrianjato...)? Tsisy baolina fa tsy tonga ny mpitsara Dakoma dia nosimbana Mahamasina ?
Sa tia fampandihizam-body fotsiny dia izay fiafarany fa ahodino ahodino
Sa tia fampandihizam-body fotsiny dia izay fiafarany fa ahodino ahodino
10. istraky
(
23/04/2008 12:10)
Jeankely:

Fa i JeanKely io ve aloha mipetraka eto madagasikara sa tsia e ????
efa tsy misy miresaka izany "Tatezana tapaka" zany tsony zao ! lol fa efa "déléstage" ndray no malaza aty. fa sao dia taraiky.
Ireo olona milahatra tamiin'ny 2002 aza efa niova hevitra ! raha tsy izany ve izy hifidy an'i Andry Rajoelina e !e
Aleo 'zé te hampandihy vody hitapôlaka fa anazy io!
11. Jeankely
(
23/04/2008 12:41)
Avy dia ampandizo ny vodinao fa io no tena tsy mampandroso. Variana manodina ny ambany fotsiny dia hadino ny tena ho avy.
12. istraky
(
24/04/2008 08:54)
Jeankely:
Avy dia ampandizo ny vodinao fa io no tena tsy mampandroso. Variana manodina ny ambany fotsiny dia hadino ny tena ho avy.
Ka na ahodina na tsia ny ambany na ny ambony koa aza rehefa tsy mahay ny mpitondra dia tsy mandroso mihitsy io e !
Aleo mba hisy fialam-boly kely e !
Ny mahatonga an'io ho sakanana satria tsy misy idiran'ny orinasan'ny mpitondra ndray io !
Tiako ny an e....tiako zao e, tiako zatsy e....
Atsy ho atsy zao dia efa lasa hoe "TIAKO NY MITAPÔLAKA" ! mdr
13. Jeankely
(
24/04/2008 11:19)
Dia efa hatomboy ary ahodino mafy dia aza amelana fa mandroso io rehefa miala ny lazainao tsy mahay. Gaga aho manko fa toa tsy mahay any ampianarana ny zaza mpanodina vody @'ny tapolaka. Anontanio ny Raiamandreny. Ny manaitra sy fialamboly fotsiny no hita.