nareo koa ve?

1. tslem ( 19/04/2008 20:18)
asa nareo raha mba hametrahan'ny oul ao aminareo fanontaniana ôtranah?angamba efa in-dimy isanandro farafahakeliny ny fanontaniana mipetraka amiko rehefa manokatra ny forum serasera ah hoe:
"pourquoi tu rigoles?" :-D :-D :-D
2. ainaheri ( 19/04/2008 20:58)
za alou mbola tsy nisy nanontany an'zany e,nareo kosa mimé mitslem kou :roll::lol:
3. tslem ( 19/04/2008 20:59)
d lé izy tslem ve no mahatonga azy manontany ? :-D
4. kiadi ( 20/04/2008 01:19)
reveo tslem fotsiny :-D :-D :-D
5. milaibe ( 20/04/2008 06:32)
Lainga lainga fa misy komika kosa ny film ato e,aza atao mahoraka fotsiny fa mety fanontaniana tsony ny mahazo fa mety tefak'i madama an
6. yonikafopl ( 20/04/2008 08:12)
nena njay efa zatra rehefa manokatra serasera de mimeme de tsy maintsy mitantara we inn no nampme tao hihihihihih
7. tslem ( 20/04/2008 08:45)
ka nenah ny zazakely no be fanontaniana fa rangah ndray tonga d krizy be sady lazainy fa mime tany vaky :-D
8. booboo ( 20/04/2008 10:04)
io zao dia efa nihomehy irery tao ambadiky ny pc tao Tslem nanoratra an'io e ? hihihihihihihi
9. kiadi ( 20/04/2008 10:16)
zah vô mahita ny profil apetrak'i tslem de efa mimé rery! lôzana miforum moa fa tsy ny fivarotana mofogasy sy kafé no atao! hitako ery rams etsy ambadika somokotra mamadika ilay mofogasy de rafotsy nefa etsy @ ordi! :-D :-D :-D
10. kelly13 ( 20/04/2008 10:54)
za klou tratra fôna fa valiko oe "tu peux pas comprendre" lollll d zay! satria nge le izy refa avadika teny vaza d lasa ôtran'ny tsy mety tsony e, donc aleo tsy asina traduction! sinon mila mianatra teny gasy izy :°)
11. kiadi ( 20/04/2008 11:01)
ny profil kelly ko kay ^vô maika loza! :-D :-D :-D
rugby hono! tsy enao ve no ataon'ny olona bôla any :-D :-D :-D
12. kelly13 ( 20/04/2008 11:10)
oudryyyyyyyyyy, enao nga mitapy? reo miseo azy ho b nofo-pe sy nofo-tsandry reo ataoko telomoka :-D :-D :-D
13. kiadi ( 20/04/2008 11:17)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
ataon'ny ol bôla wa fa aza mirediredy eo =)) =)) =))
14. kelly13 ( 20/04/2008 11:25)
ka ry zareo no ataoko bôl ry tsy mahakôpy resaka a :-D :-D :-D
15. kiadi ( 20/04/2008 11:30)
enao pipila kely io ve no manao bôla mpanao rugby :-D :-D :-D
16. kelly13 ( 20/04/2008 11:31)
ié, ataoko mandraingiraingy mintsy :°)
17. kiadi ( 20/04/2008 11:45)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
aleo zesisitiavana an'ito aloha fa mandeh iz aty!
18. kelly13 ( 20/04/2008 11:54)
sshh
19. kiadi ( 20/04/2008 11:58)
=)) =)) =)) :-@ :-@ :-@ =(( =(( :-$ :-$ =D> =D> :-w :-w :p :p :@ :@ :miam: :miam: :snif: :snif: :snif: ^:^ ^:^ ^:^
20. kelly13 ( 20/04/2008 12:02)
:P :P io hananako kou d le mangamanga kely entre (l) sy 8-) kou wa tsy mande mintsy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1141