Zé mahafantatra
1. Mio21
(
20/04/2008 09:55)
Mankaiza ny manga sy ny papay rehefa miady?
novalian'i endrika01 ny 27/04/2008 10:43
7. Mio21
(
20/04/2008 14:19)
Efa mitady homarina daholo le valiny fa effort kely sisa.
milaibe: mety hitovy ihany ny alehan'ny manga sy papay ary ny akondro sy paiso rehefa miady.
milaibe: mety hitovy ihany ny alehan'ny manga sy papay ary ny akondro sy paiso rehefa miady.
8. endrika01
(
20/04/2008 14:38)
kiadi:
ka ho aiza aza ozy endrika1
Amidy reh a,de avy eo i kiadi mividy de zay vô mihinana,
de zay vao lasa ao an-kibo hi hi hi hi =)) =)) =)) =)) =))
9. malaky
(
20/04/2008 18:05)
omeo ny valiny fa ela loatra ka, maika ataonay aany amin'ny akama tsy mahita net le jeu
10. kiadi
(
20/04/2008 18:47)
hoaniko aloha le ondry tatsy ambadika mapiasana ny lohanareo io de refaveo ataoko dessert ny papay sy manga nareo ! de refa voky tsara zah de lasa makanay @ trano fisainana !maka saina kely!
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Crade/0024.gif[/IMG]
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Crade/0024.gif[/IMG]
11. endrika01
(
20/04/2008 19:01)
Kiadi>=))=))=)) manao zay hampilatsaka zay tsy hilatsaka a,otsany le manga sy papay!Tanjemo fa samy maitsokely lou de avy eo samy mampiseho ny nifiny mavomavo!Hi hi hi
13. milaibe
(
20/04/2008 22:04)
Ny ahy ny valiny aloha akondro+paiso =kompôty ekizotika andros hahaha ,ary nen'i mi kay inona lol
14. kala
(
21/04/2008 09:46)
zàa leo miaraka @'i kiadi klé.
=)) =)) =)) fa zà no pré ao @ trano fisainana....
=)) =)) =)) fa zà no pré ao @ trano fisainana....
17. Mio21
(
21/04/2008 19:21)
Omeko @zay ary ny valiny e. Misaotra anareo rehetra nampiasa saina :
Fanontaniana : Mankaiza ny Manga sy ny Papay rehefa miady?
Valiny : Mankany @ Avocat.
Fanontaniana : Mankaiza ny Manga sy ny Papay rehefa miady?
Valiny : Mankany @ Avocat.
20. Mio21
(
24/04/2008 21:40)
hoy tsiambaratelo
Rehefa miady ny olona dia manantona avocat olona, rehefa miady ny voankazo dia manantona avocat voankazo (zavokà).
Avocat le fihinana ve!Hi hi hi!
Rehefa miady ny olona dia manantona avocat olona, rehefa miady ny voankazo dia manantona avocat voankazo (zavokà).