new york
1. rariri
(
15/04/2008 13:30)
Manaôna daholo nareo , sao mba misy malagasy any new york ianareo eto @ ity serasera ity , mba hanome conseil zany e! fa andeha anao vacs 15 andro any .
inona ny tokony atao ahitana hotel tsy de lafo nefa mba tsara zany e!
aiza no hifaneraserana @gasy sns.
aiza ny toerana malaza ho tsidihina.
misaotra mialoha.
inona ny tokony atao ahitana hotel tsy de lafo nefa mba tsara zany e!
aiza no hifaneraserana @gasy sns.
aiza ny toerana malaza ho tsidihina.
misaotra mialoha.
novalian'i xxx ny 23/04/2008 16:37
2. Ratoa
(
15/04/2008 15:12)
bjr
tsy mahalala aho ( rah a hébergement sy ny sisa) fa i Lila Ratsifandriamanana, ambasadaorontsika tao Dakar any. Ambasadaoron'ny Unité africaine izy izao. Olona mahafinaritra izy fa manantona azy na dia ny hresaka fotsiny aza. Ao amin'ny Unesco koa misy gasy. Ny momba ny fivoaran'ny vehivavy no iadidiany.
Veloma

4. lehilahytsyresy
(
15/04/2008 23:23)
Ity lien (link) eto ambany ity angamba mety hahitanao fomba hi-contactena Gasy any.
Fiangonana gasy ao New York izy io. Antenaina fa mety ho olona tsara fanahy afaka manorotoro amin' ny zavatra madinidikina ihany angamba.
http://www.fkm-ny.org/fananganana.html
Nisy fotoana aho mba ni-contacter an'izy ireo ihany kanefa tsy nahazo valiny.
Manandrama ihany anefa fa tsy haiko.

rariri:
Manaôna daholo nareo , sao mba misy malagasy any new york ianareo eto @ ity serasera ity , mba hanome conseil zany e! fa andeha anao vacs 15 andro any .
inona ny tokony atao ahitana hotel tsy de lafo nefa mba tsara zany e!
aiza no hifaneraserana @gasy sns.
aiza ny toerana malaza ho tsidihina.
misaotra mialoha.
6. dailynews
(
15/04/2008 23:41)
mandehana ao amin ny priceline .com dia manaova ady varotra ao fa mety hahita hotely mora tokoa ianao.
raha hotely izany no tadiavina an.
raha tsy izany misy malagasy ihany ao arakany efa nolazain ny namana eo ambony ireo.
raha hotely izany no tadiavina an.
raha tsy izany misy malagasy ihany ao arakany efa nolazain ny namana eo ambony ireo.
8. melody
(
17/04/2008 18:39)
kelly13: aza malahelo indry fa 15jrs fotsiny izy dia miverina e :wink:
9. kelly13
(
17/04/2008 18:43)
melody>maratra ny foko na izany aza :-D :-D :-D
ary nakaiza tkou sa efa lasa? rariri>mitondrà voanjobory, kôpy enao hahahahahaha
ary nakaiza tkou sa efa lasa? rariri>mitondrà voanjobory, kôpy enao hahahahahaha
10. rariri
(
18/04/2008 01:53)
kelly13:
rariri>dain, d ilaozanao v za? :-P
Any ny fotoana tsika e! sady mbola @volana aout ange! sady amizany vao mety vokatra ny voanjobory, mety ho leo indray tsika :D
11. ikaretsaka
(
18/04/2008 01:56)
cutie:
Ikaretsaka andefasana hafatra e :)
za sy NY based tsotry o.,.. CT based aho fa taraiky be enaoooo
12. ikaretsaka
(
18/04/2008 02:08)
sopapa tsotsotra aloha ary resaka hotely...
io de miova arakaraka ny budget anao an..
misy le atao hoe bed and breakfast sy douche commune ireo eo @ 80$ eo /nuit
West Side Inn
237 W 107th St.
Americana Inn
69 West 38th Street
New York, NY 10018 US
raha te haka marriott sy hilton sy waldorf sy plaza dia mety ho lasa 10 heny eo io vidiny io

13. malalatinasoa
(
18/04/2008 05:15)
kay!!! 80US$ ve ny bed and breakfast mbola douche commune ao NY? mbo lafo kle.
Mividiana guide de voyage rariri sao very ao ianao. Na andraso de miaraka lol.
Mividiana guide de voyage rariri sao very ao ianao. Na andraso de miaraka lol.
14. rariri
(
18/04/2008 10:54)
aza manakivy moa nareo e! voatery anao heures sup ndray zany hanakatra marriot , fa toa tsy lasa le douche commune zany nefa mba vacs ihany.
mankasitra bdb @ le conseils e!
mankasitra bdb @ le conseils e!
15. ikaretsaka
(
18/04/2008 23:04)
new york io ko.. eo @ 120 130 eo ny hotely tsy douche commune any
16. cutie
(
21/04/2008 20:38)
misy le atao hoe bed and breakfast sy douche commune ireo eo @ 80$ eo /nuit
West Side Inn
237 W 107th St.
tsy hahita moramora mihoatra noho io rariri raha tsy we any @ reny motel reny nga :-D
tsy douche commune ndray alou ny any @ motel :-D zay no mahatsara azy:)
17. Papoose
(
22/04/2008 03:24)
zah koa mba ho any fa mba meo spapa eee!!
ny ahy tonga de gasy mpampiantrano ra mbo mizyy
ny ahy tonga de gasy mpampiantrano ra mbo mizyy
18. xxx
(
23/04/2008 16:37)
Any New-Jersey mijery hotel/motel fa any misy mba antonony.
Tany no nipetraka ny ankabeazan'ny olona namonjy RSM tao NY tamin'ny roa taona lasa.
Tany no nipetraka ny ankabeazan'ny olona namonjy RSM tao NY tamin'ny roa taona lasa.