lalantsaram-pianarana ''gasy sy vaza'' ho @ toilete
1. rajoelina
(
14/04/2008 22:42)
tantara tamin'ity volana avril ity 2008
version malagasy
vaza: aza haranty zah ry ann!!!
gasy: hoay!! ho any wc za, mety mitovy haleha isika fa tsy manaraka anao zany zah, manao ahoana ndry manjakely?
vaza: non mersi! aza haranty fotsiny zah wa!!
gasy: kalme! mitovy haleha isika, tsy maintsy hoe mitovy lalana trankile...
vaza: efa hoe aza arahanao wa zah! fa enao ve tsy maheno ahy e!!?
gasy: fa inn no tinao hatao?
vaza: hiantsoako vonjeo eo enao ah!!
gasy: hatsovy fa tsy koi.
vaza: vonjeo e, vonjeo e!! ity misy tady hamolaka e!! ¿ mapme anao ve zany?
gasy: enao ranga adala ah!
vaza: :-D:-D
THE END
Avy eo i gasy sy vaza lasa mpinamana be...
........................................
Ato amin'ny serasera ato ihany koa misy namana manana ny ilay toetran'le vaza, fa samy hafa ny fietsika lol

novalian'i ftlozy ny 23/04/2008 17:39
2. xxx
(
15/04/2008 15:41)
sao kosa dia mitady hanolana zana-bazà any amin'ny wc enao rajou fa heinnn!
gadragadra eo anie e!
gadragadra eo anie e!
3. mmmhh
(
15/04/2008 15:56)
nataon'i jou inn ndray ny zana-bazaha??? nga tsy efa ampy an'i jou le sipa milangalitika @ ty rajou hoe bôgôsy be, ka hatram oul ande WC avy no hararotina ??? Tsy mila manolana zana'oul avy rajou reefa bôgôsy a!
4. tess
(
15/04/2008 16:02)
:-D :-D :-D ary izao aho vao kopy hoe inona no tian'i rajou ho lazaina...
amin'ilay hoe haranty????? inona ary wa izany haranty hay hoe harahan'ity :-D :-D :-D :-D :-D mi ty ty koa zany sipa vazà n'toi zany ry znadry an! tsy mahalala fomba :-D :-D :-D :-D
amin'ilay hoe haranty????? inona ary wa izany haranty hay hoe harahan'ity :-D :-D :-D :-D :-D mi ty ty koa zany sipa vazà n'toi zany ry znadry an! tsy mahalala fomba :-D :-D :-D :-D