CL:Lionel Messi sa Cristiano Ronaldo???
![](https://avatar.serasera.org/91715dac15b0a091dabe184d1333211d.jpg)
1. ronaldo09
(
15/04/2008 09:38)
Afaka andro vitsivitsy dia higadona indray ny manasa-dalana eo amin'ny CL taranja baolina kitra aty Eoropa ,hisongadina ary anisan'ny be mpiandry ny lalao hiahaonan'ny Manch.Untd sy Barca...Ity farany moa dia iarahamahalala fa sanjila no niakarany hatraty amin'ny demi-finale satria na ny 8eme na ny 1/4 de finale dia samy ekipa faible i Glasgow sy Shalk 04 ....Zao dia i Manunited no hifandona aminy ka may ny endimboanjon-dry zareo ...
Anisan'ny manamarika sy mahatsara zavatra ny fiverenan'i Messi izay hany andry iankinan'ity ekipan'ny Barca ity ....I Messi izay laharana faharoa eran-tany taorian'ny Kaka raha i C.Ronaldo no fahatelo ary nanaitra ny tena mpitia nt baolina kitra io zavatra io !!!Tsy nahafaly an'ity Potugais ity manko ny hoe izy no fahatelo fa saingy ekeny kosa ny naha voalohany an'i Kaka .....
Eto anefa dia hiandry isika hoe iza no mahery i C.Ronaldo ve sa i Messi ??? Za dia manamarika fa tsy fan ' i C.Ronaldo fa i Ronaldo Luiz Nazario da Lima no mpilalao tiako indrindra fa saingy etoraha ny lojika no arahana dia manome tombony ho an'i C. Ronaldo aho .
Dia mirary faharesena sy fahafahambaraka 10 sy aotra ho an'ny Barca ny tenanay...Vita hatro zany ny momba ity ekipa farany izay tsy tiako ity amin'ity taona ity satria ny Liga dia an'i Real ,ny Copa del Rey an'i Valencia ny champ.Li.dia izao ry zareo ho resy ary tena hangoron-damba izao.Loza koa moa fa tsy hilalao intsony i Ronaldinho.
Finale : CHEALSEA-MANCHESTER ao moscou ny 21 Mai !!!!

novalian'i maradona ny 26/11/2009 11:39
![](https://avatar.serasera.org/0ab112462ef4009a871ba9728c279115.jpg)
2. Mandefitra
(
15/04/2008 10:08)
Marina zany Mr Ronaldo a. Messi aloha mahay saingy kely sady efa mitondra takaitra ka tsy hahovoka firy.
Aleo mba omena an 'i Man U mitsy ny coupe @ ty e.
Siksa

![](https://avatar.serasera.org/3e0904b5b3fab48d82ea42fa8598873e.jpg)
3. naughtyboy
(
15/04/2008 16:03)
C.Ronaldo no ho voafidy ballon d'or @ ty tsy hisy afaka ifaninanana aminy
na de tsy complete footballer otrany zizou,maradona pele aza itako tsara ny filalaony lery t@ arsenal t@ alahady teo fa tsy nikofoka lery
ankoatrany zay Barca vs liverpool no finale vinavinako de barca no andresy
na de tsy complete footballer otrany zizou,maradona pele aza itako tsara ny filalaony lery t@ arsenal t@ alahady teo fa tsy nikofoka lery
ankoatrany zay Barca vs liverpool no finale vinavinako de barca no andresy
![](https://avatar.serasera.org/91715dac15b0a091dabe184d1333211d.jpg)
9. ronaldo09
(
22/04/2008 11:42)
Fa le akama ato amin'ny serasera ve mba mahalala lojikan-javatra ,toa manonofy atoandro ny sasany :Dia i Barcelone izay faikany ve no mba vinavinainareo hahita an'i Moscou (satria aty amin'ny tanana manko ny final )?
Any amin'ny Liga na i Getafe na i Espanyol tsy resin-dry lerony ka hoy nareo hoe Barca!
Aoka zay ny resaka final Chelsea -Manchester Dia i chealsea no mandresy !!!!
Any amin'ny Liga na i Getafe na i Espanyol tsy resin-dry lerony ka hoy nareo hoe Barca!
Aoka zay ny resaka final Chelsea -Manchester Dia i chealsea no mandresy !!!!
![](https://avatar.serasera.org/3e0904b5b3fab48d82ea42fa8598873e.jpg)
12. naughtyboy
(
23/04/2008 17:07)
fa za kalo de mihevitra foana na de mety ho diso aza oe mbola valiny liverpool tsara ny hafatra ,Riise namono tena tsy fidiny :-D :-D
rariva ty zany de barca no alaiko na favori aza Man U ra milalao i Titi na de 2e mi-temps aza de hamono baolina 1 :wink:
rariva ty zany de barca no alaiko na favori aza Man U ra milalao i Titi na de 2e mi-temps aza de hamono baolina 1 :wink:
![](https://avatar.serasera.org/3e0904b5b3fab48d82ea42fa8598873e.jpg)
14. naughtyboy
(
23/04/2008 21:06)
tena ratsy vitana Titi fa le ronaldo ty tena miesona penalty avy aza tsy matiny lery,laniny barca io any old trafford :-D :-D
![](https://avatar.serasera.org/0d387426f578f524f21c1bff75f78213.jpg)
15. simplex
(
23/04/2008 21:15)
:-D:-D
ka satria tsy nahazo but tany aminy izy d mamono fotsiny ny adiny... tsy maintsy manindry but 1 amboniny foana ManU ra te handresy...
Messi ngambany tsy tokony nesorina androany...
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
16. xxx
(
23/04/2008 21:23)
fa naninona tsy nampiarahana teo ambony terrain Messi sy THenry le ?
Fa tsisy otran'i Messi mihitsy aloha teo e. Tamin'i Tevez ihany lery no votsotra duel; fa voan'i lery foana ny duel t@ CRonaldo an!
:arrow: Messi rules !!! 8)
onjah > miombon-kevitra lesy :idea:
Fa tsisy otran'i Messi mihitsy aloha teo e. Tamin'i Tevez ihany lery no votsotra duel; fa voan'i lery foana ny duel t@ CRonaldo an!
:arrow: Messi rules !!! 8)
onjah > miombon-kevitra lesy :idea:
![](https://avatar.serasera.org/0d387426f578f524f21c1bff75f78213.jpg)
17. simplex
(
23/04/2008 21:43)
:D
voan'i Verra in-1 kosa lery ee :)
onjah> miombon-kevitra :P
refa latino d mety doly ee :°) ;-)
![](https://avatar.serasera.org/91715dac15b0a091dabe184d1333211d.jpg)
19. ronaldo09
(
24/04/2008 11:15)
Io ange le efa noteneniko e! Ianareo toa manonofy ,ireny zao i Barca tsy nahovoka teo amin'ny taniny ,ary ny hadalan'ny mpanazatra nanala an'i Messi !
Any manchester mihinana ny anganony ny Barca ,
I Liverpool indray dia ny vintana no tsy nitsiky fa dia namono tena i Riise nefa dia mba anisan'ny mpilalao andrandraina ao amin'ity ekipa ity ,
Raha tafakatra aloha i Chealsea dia mba hijery baolina ny tenanay na dia 160 $ aza ny vidim-pidirana ny 21 mai!