CL:Lionel Messi sa Cristiano Ronaldo???

21. ronaldo09 ( 27/04/2008 13:42)
Za tsy tia manchester fa maka an-dry lerony aho satri Barca fahavalonay ,ny ahy Real sy Chealsea no ekipa reveko !!!
22. simplex ( 30/04/2008 21:31)

io ary le efa nokoziko hoe chelsea vs ManU ny finale...
... d ahoana le :)

ManU no favori fa zany hoe boribory le fika :)
aleo milamina fa otran'ny premiership be zany le champions' league kle :lol::lol::P
23. ikaretsaka ( 30/04/2008 22:31)
milay iznay 100% angalisy iznay le..
sady tsy misy barsaaaaaa
24. ronaldo09 ( 03/05/2008 11:10)
Aaaaaaaa i Barca sy Liverpool no manao final satria nolavin'ny FIFA ilay baolina matin'i scholes sy ireo baolina roa matin'i Drogba!!! =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
25. ronaldo09 ( 03/05/2008 11:13)
Aaaaaaaa
26. maradona ( 26/11/2009 11:39)
Messi Messi foana é
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0646