Tena misy tokoa ny olona mifitra @ rindrina !!!!!

1. xxx ( 12/04/2008 12:20)
Sendra mbà nandalo tany @ faritra Antsirabe sy ny manodidina iny ny tena dia GAGA sy talanjona !!!fa tena misy tokoa ny olona mifitra @ zoron-drindrina!Dia nanontany tena hoe andro efa môderina be izao ve dia mbola misy olona manana saina baribarianina toy izao?Sa tena mbola tara tokoa ilay GASIKARA?
novalian'i ainaheri ny 05/05/2008 13:05
2. oliviah ( 12/04/2008 12:23)
epetraho any amin'ny eritreritra mandalo angamba.
3. euh ( 12/04/2008 15:13)
inona no idiran'ny modernisma am fahantrana ? tsy mahavidy papezenika no mahatonga an'io
tolory papezenika ange ry zareo de hitanao fa hihamadio ny rindriny e
:-D :-D :-D :-D
4. ainaheri ( 12/04/2008 15:25)
tsisy sary angah le izy ra xxxx :-D :-D :-D
5. ainaheri ( 12/04/2008 15:30)
ary raxxxx kou zany namely teo an,aona nahafantaranareo we ,nisy nikiky le zorondrindrina ra tsy teo kou nareo,mba imagineo ané we bararata le rindrina hahaha,ra za no tompondrindrina @ zany ,asiko courant klé :-D :-D :-D
6. Papoose ( 12/04/2008 23:19)
tokony mba nasiana sary kely a l'appui fa ny ol eto tia mijery sary! :-D
7. sytl ( 21/04/2008 16:38)
nifitra t@ bozaka no efa hitako,maka depart avy eny ambony izy de migorisa fotsiny!teny @ digue zany!avy nikapa mits razoky t@ zay!
8. ainaheri ( 22/04/2008 13:38)
sytl> hanao gorisagorisa fona zany isan'andro d tsy ho rovitra zay tsy ho rovitra v klé, ary raha misy dongina le bozaka anaovana gorisa? :-D :-D :-D
9. Zina ( 27/04/2008 22:37)
:-D :-D :-D
10. sytl ( 28/04/2008 10:09)
de asa! rovitra mits ra zany fona no ataony kou!raha mis midongona zany de accidenté !mitapô!!!! =)) =))
11. tomtom ( 28/04/2008 15:10)
sytl sain-jaza eo dé mimé tany vaky éo :-P :-D :-D
12. ainaheri ( 28/04/2008 17:29)
sytl> kaï kaï ,mbola itapô ndray ve ,tsisy pné tsony refaveo ra azon'iny dongona iny klé =))=))=))=))
13. sytl ( 29/04/2008 09:10)
raha tsis pné ndray zany de tsy tsongolobatita ny hiafarany! lasa tsy mifitra fotsiny fa sady mamafa kou ny loha!!ai!ai! =)) =)) ary ty tomtom ty hitany daolo zay misy ahy an!!hita mits enao oé zaza!!ntsônané é!!!
14. ainaheri ( 29/04/2008 12:44)
ra mbola tsisy nanao gorisa² alou le bozaka tsy maninn ra alefa kou ny loha ee,sinon miosona ao klé haha,jerena feno avy ny taré =))=))=))
15. Veloo ( 29/04/2008 15:45)
:-D :-D :-D
16. sytl ( 29/04/2008 15:50)
=)) =)) =)) =)) zany ve tsy àpmé!! =)) =)) =)) =))
17. ainaheri ( 29/04/2008 17:28)
Mbô manao makiazy orizinaly izy kou =))=))=))
18. sytl ( 30/04/2008 08:45)
makiazyn'na lé kômandô andé hanafika reny!!!kamouflazy!!! =)) =)) =)) =))
19. ainaheri ( 30/04/2008 13:55)
d apandalovina eo @ orona d @ vava kou @ zay tena komando d gorisagorisa :-D :-D :-D
20. akamatiana ( 01/05/2008 07:19)
de mbo gaga kou za , any moramanga njay no hitako . Mba mivoka ao am le wc (fianarana nefa le izy a) fa zany no tena atao we rakotra le rindrina a, zany ra fanina tampoka ao de asa na aiza no itehana kle , sasatra lokona fona le rindrina fa vo maina le loko de efa feno njay , asa na aona ny pozin'le oul manao an'le izy ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1052