Tena misy tokoa ny olona mifitra @ rindrina !!!!!

21. ainaheri ( 01/05/2008 07:41)
akamatiana> mety mora ny managa any d malemy le izy ,d mora fafana @ rindrina,za kou mba gaga we aona ny ataondry lerony? hihi Asa veratina b angamba :-w na izany aza,manao fafa vandana hahaha,le pandoko kou mitady raha² andoko an'iny isaky ny mietsika klé,fafazana ranotsakay fotsiny le rindrina d vita ,ekonomika iny hahaha
22. sytl ( 01/05/2008 12:44)
kôkôfiny @ tanany alou vao fafàny @ rindrina ny tanany,avy eo izy mihinana vômadilo!!! :-D :-D
23. Veloo ( 01/05/2008 13:33)
beuurrrrrrrrrrrrkkkkkkkk ty sytl ty tsssssssss :-D :-D :-D
24. ainaheri ( 01/05/2008 14:20)
sytl> misisika @ hoho le izy d tsy fatatra tsony we le vomadilo sa le izy klé :-D :-D :-D
25. sytl ( 01/05/2008 14:32)
dainnn! léty é!! :miam:
26. tomtom ( 01/05/2008 14:45)
:-w :-w
27. sytl ( 01/05/2008 14:48)
voky akondro ngà tomtom io de mieritreritra be?
28. tomtom ( 01/05/2008 14:55)
akondro manta-vel :twisted: :°) :-P
29. sytl ( 01/05/2008 15:03)
MASAISAY
30. ainaheri ( 02/05/2008 04:43)
:roll: :roll: :-D :-D
31. akamatiana ( 05/05/2008 07:19)
sytl > lol za kou mieritreritra we fafany am tanany ngamba . Njaso fa alaiiko sary mitsy de asehoko eto le rindrina :-D
32. ainaheri ( 05/05/2008 13:05)
D ambeso tsara le oul sao le pivarotra mofo akondro eny amoron-dalana reny klé hahaha maty aho ny mofo akondroko :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4172