Na be diplaoma na tsisy tonga ao antsaina ve ny tanjona

1. Jeankely ( 11/04/2008 12:13)
Io tsy resaka be diplaoma sy fahaizana na tsia fa ny olana dia tsy tonga ao antsain'ny vahoaka ny tianao hatongavana dia tsy maintsy saritaka io. Manaraka ny vahoaka misaina raha toa ka takany ny lalana mety ho tratra. Raha vahoaka misanana indray koa dia manaranaraka any amin'ny zavatra tsy fantany ary hanenina iray lavaka hatrany hatrany. Tsy misy ahatsy ny fiaraha-miasa @'ny vahoaka ka izay hevitra ahaizana manenjika tanjona iraisana no izy. Raha rediredy fa tsy misy izany fa ganagana milomano samy mandeha amin'ny sainy dia hiaraha-mahita ihany ny fahavoazana.
novalian'i Jeankely ny 20/04/2008 08:33
2. xxx ( 11/04/2008 14:26)
CEPE vs Profesora
Iza no tsara atao filoha àry ? :idea: :idea:
3. Jeankely ( 11/04/2008 14:49)
Fa iza no CEPE? Profesora aza nampihinan-dry zalahy paiso mantabe tsy vakinorana narary kibo :-D :-D :-D ary tadidy misoratra mandrakizay. Tsarovy fa lalina ary tsy takatry ny olona mbola variana ny zavatra noresahin'ilay Profesora t@'izany. Hoy izy hoe ny vahoaka no tompon'ny Plan fa tsy izaho nefa io arahina io fa tsy mivoaka ny MAP ary tsy ahazoana vola raha tsy mandalo vahoaka isan-karazana. Rehefa tsy mifampatakatra dia any amin'ny adabo na zavatra voavolavola aza. Mpitondra sy Vahoaka :-D tsy afaka misaraka mihintsy. Na farany manandoha aza ka tsy ao ny vahoaka satria ny Mpampianatra, Mpitsabo, Injenera, Polisy, Patabe vahoaka ireny fatsy mpitondra.
4. Jeankely ( 12/04/2008 15:28)
Sao mba tsy misy an'izao mandika zavatra izao kosa ny fepetra ry xxx. Mba nianatra ihany fa ny zavatra tsy fanao no aseho vahoaka. Raha nisy sary izany dia apetaka eto hoe Wanted. Tsy hizaha ny momba anao mpitangina havana aho.
5. xxx ( 12/04/2008 16:37)
Efa nisy dinika momba an'io mihitsy, ary tena tsy mety ny ataon'io xxx io.

Ankoatra an'izay, rehefa maneho ny ps an'ny hafa sady mihomehy azy dia tokony haseho ny ps fa tsy manao rainitetaka be ohatra an'izao.
6. Jeankely ( 13/04/2008 00:34)
Mangataka ny tompon'andraikitra hanala ireo mombamomba ny hafa ireo satria tsy hilatsaka hofidiana akory ka apetaka hoe iza ity olona ity. Tsy manampotoana ny hanokatra ny an'ny hafa aho fa ny fepetra hoe mety ve izany ato. Hafa manko ny fahalalako ity Serasera iy fa tsy mitovy @ ireo mitady vady na mitady namana. Midika ary ve izay fa tokony hametraka mombamomba diso daholo izay hiditra eto ary mampiasa xxx avy eo?
7. lanto ( 13/04/2008 18:46)
xxx3 euh.... tsy fanao ireny!!!
kanota kou raha hiafina rehefa manopa gravy be
dia manaraka kou jean kely tssss :-(
8. yonikafopl ( 13/04/2008 19:09)
tokony banni mintsy le kanota iny ry lanto ngamba ka :-D :-D
9. Jeankely ( 20/04/2008 08:33)
Aiza ary ry be diplaoma a ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0782