souvenir tany am-pianarana

1. xxx ( 09/04/2008 10:19)
Kilasy dia 4 eme anay tamin'izay fa le jeux de Faritany io no tena tsy afaka tamin'ay mpiraikilasy kahie 50 pages tamin'izany herinandro dia lany .Nijaly mpampianatra sy ny RAD
Mba tantarao indray ary ny any sasany
novalian'i endrika01 ny 02/05/2008 18:01
2. tsiambaratelo ( 09/04/2008 10:29)
Nenay ndray refa tsy mahay grammaire de asiana mandohalika @vatokely eo akaikin'ny sainam-pirenena eo apovoatokotanin-pianarana.
3. kiadi ( 09/04/2008 21:12)
tsy jeu zany fa sazy ry tsiambara3 an!!
nenay nisy fotoana mapiady stylot!de refa tsy manana stylot tsony de mangalatra stylot ny hafa ampiadina! de refa vaky de averina moramora ao anaty trousse-ny!
de na ko boullette! halana ny tsinaina stylot de mandrovitra taratasy de lomana ao ambava de torahina @ iny ny ol!refa misy mapiasa siligoma no tena loza fa tonga de miraikitra @ volo le siligoma de tsy maintsy tapahana ny volo fa tsy afaka tsony!
4. ni81 ( 10/04/2008 05:26)
Zahay koa nampiady stylo, fa ny tena mampihomehy dia ilay ati-mofo dipaina iny no atao boribory kely, dia hitorahana fa tena maharary toy ny voan'ny vato kely mihitsy izay voa.
5. ari.malala ( 10/04/2008 08:47)
kiadi, ita mints fa devoly kely hatramzay:-P

nenay ndray jeux de bacalaureat na jeux de points
6. kiadi ( 10/04/2008 11:10)
le siligoma lety no tena marary an! sady amizay in miraikitra @ volo
ari>alao devoly aingana aza zah eh
7. apache ( 10/04/2008 11:11)
vtraky be le souvenir tany am-pianarana, fa ny tena mbola mampihetsi-po ahy hatramin' izao dia le semaine farany alohan' ny handehanana grande vacance iny. Somary asiana an-le hira hoe : "raha hifandao isika izao" na le hoe : "veloma re veloma mbola hihaona" (bouboul) iny. Torana daholo ny sipakely, ranomaso re zao, ranomaso !!!!! malaina hifandao e! :snif:
8. kiadi ( 10/04/2008 11:24)
ary ahona marina refa le semaine farany alohan'ny vacance in de le manao cahier de souvenir doly!! tsssss! zah de tsy tia maizina!
zao vô malahelo oe takizay ihany nanao de ba misy atao souvenir aty aorina :lol: :lol: :lol:
9. ari.malala ( 10/04/2008 12:12)
kiadi, za ts mahay fa ndrasso klou hiantso an mailhol lolllll

za nanao cahier de souvenir de nisy nangalatra teny ankatso tena tssssss! nefa bedabe sarin'ny namako any anatonle cahier! hatramzao za mbola manantena iany hoe mba hisy handefa poste any amle adresse any anatinle cahier any le cahier fa tena important amko le iz fa souvenir ny namako mais bon...
10. rova30 ( 10/04/2008 14:22)
:arrow: Vakisinin' angatra! Vaccin-n'y hadalana atao fanahy iniana eo ivohon'ny tanana, ... dia mivonto be mandritra ny herin'andro , dia hoe izay vao mety tsara!

Betsaka angamba ny souvenir, fa izay ankizy nanao an' ireny taloha, mitondra mandrak'izao???! :)
11. kiadi ( 10/04/2008 18:45)
ari>tsy nanana papier toillette zay le ol de nalainy ny cahier de souvenir nao ko!! aza manatena tsony fa efa any gaboné doly ny taratasy tao :-D :-D :-D
12. yonikafopl ( 10/04/2008 19:13)
nenay njay le miombona X na TAXI na ARIARY, de fenoina an reo soratra reo ny tablier sy ny akanjo rehetra, krizy mintsy le mpanasa lambanay. De misy an le miombona couple kounkou, de le fanondro sy fanondro adala afamatotra iny, ra tsy manao an 'iny de na misakambina ze oll hita na manao bakely .
De le manao sabaka aralanitra, tadidiko tsara tam T4 tao am EPP tao Manjakandriana, nanao sabaka ara lanitra zany de nisy anzay kala Jeanne zay, nanitsaka ligne izy de tsy nanaiky mintsy, de tonga de nomeko ny totohondry ny vavany fa saika torana le zanak'oll nitomany hihihihih, de nantsoina tany am direkrisy za, de niandry tao, kay efa nantsoindry zareo dadanay fa namahany fehikibo za wa de nokapohiny teo imason' ny mpampianatra teo.Tena mbola tadidiko iny kala jeanne iny hihihihihi, fa nanomboka tamzay za de tsy tia maizina miaraka milalao am sipakely tsony.
13. kelly13 ( 10/04/2008 19:20)
tadidiko kou d nisy ankizy polio izay niara niantra taminay, d souple b nefa kala, mahavita grand ecart bé, d ampandotsoanay pate de banane d manaiky manao grand ecart! sadika vel tssss! menatra mintsy za refa mieritreritra ani'zany
14. kiadi ( 10/04/2008 19:23)
efa koboko avy eo mintsy fa sadika be ty kala keliterezy ty
15. kelly13 ( 10/04/2008 19:24)
sinon le mi birda entan'ankizy tsotra fotsiny @ zao! ratsy toetra e, mdrrrr
16. kiadi ( 10/04/2008 22:28)
ba aiza alo mamzelly hitantara ny fijalina nahazo taminao eh
17. kelly13 ( 11/04/2008 08:17)
:-D
18. yonikafopl ( 11/04/2008 21:34)
:-D :-D
19. tsiambaratelo ( 12/04/2008 13:58)
Le mody mba misakambina @bandikely na sipakely de coller-na taratasy misy soratra fopl be ao an-damosiny!Ohatra we omeo ny daka ny vodiko,amidy,na ze tina soratana,dia tena misy manmé daka tokoa,tsy le daka tsitamaso akiray zany a:P:P:P
20. mmmhh ( 12/04/2008 14:52)
mangalatra mihinana paoma sy sira na voasary sy sira am-pianarana, fa ndray mande nidofaka be le fofona voasary, de nisy an'zay sipa Zinaïde zay sipa maditra sy mpamalivaly tao ampianarana, fa tsy nisava akory le mpampianatra fa tonde voasazy le sipa, nefa zahay sy ny namako no nihinana an'le voasary,:miam:

ty ndray tsy za fa ny mpiara-mianatra tamiko, tratra nihinana jujube (mbola lena) tao am-pianarana, de nitenenin'le Mme izy hoe rah tratrako misy zvtr anaty kitaponao ao de saziko, fa nataony teli-moka le jujube rehetra sy nyy vôniny, nefa ngeza ne reny rah mbola lena e, :-D ny dédouanement n'zay agamba an :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2047