souvenir tany am-pianarana

21. ikaretsaka ( 12/04/2008 21:13)
ny ahy le manosotra laboziiii @ tableau
22. xxx ( 12/04/2008 21:46)
Sipa 2 no niray dabilio tamiko t@ T2.Isan'andro asiany asehoko foana balitakeliko raha tsy izany hono halazany amy mpampianatra.Dia mampiseho tokoa fa matahotra!! Taty aoriana menatra be mahita ahy sao asehoko an'i balitabe angambany :-D
23. kiadi ( 12/04/2008 22:09)
raha zah i xxx tsy manaiky tsny fa asaivo ry zareo indray no mapiseho ny tataka keliny! :lol: :lol:
24. yonikafopl ( 12/04/2008 22:12)
=)) =)) =)) efa nanomboka nanao xxx hatramin'ny fony kely zany kay kouu
25. tsiambaratelo ( 12/04/2008 22:23)
Nisy namana kôfa t@terminale,tsy d alezy mints izy refa oran\'ny frantsay,t@ecole libre zany,de migafy mitondra trondro maina izy de refa le fantany fa hijery ny tsy mahavita devoir le madame de vohainy le sac ao ambany kazié ao,de masiso be ao am-pianarana,lasa le madame mivoaka de mijanona ao @bibliothèc,de ny vhv no mahazo loza fa hoatran\'ny we tsy misasa.Io kôfa io nefa raha physique na maths tsofony fotsiny,tsy lavitra ny vavahady tsekoly misy mivarotra voamadilo de fenoinay sira sy sakay,de korinay refa manao physique fa tena rarakivy mintsy le ramose de tsy sahy mitory anay any @tale satry zay mahay,ny fakam-boamadilo sy ny vôniny de le ttasy namonosan\'ilay mpivarotra azy nisavovona eo ambony dabilio!Za faly be fa vao récré d tsy misy mivoaka ny kôfa fa ilaozanay mihinana vomadilo de samy mitatara ndray rapitso we vakivaky be ny lela,misy tsy nahahinana sakafo mintsy fa narary de milokaloka tsy inana tsony!De miverina mihinana ndray afaka 2andro hihii:P
26. Papoose ( 13/04/2008 21:31)
ny anay ndray manao kasikasikapoaka dia zay tsy tiana foana no atao boka!
27. mmmhh ( 14/04/2008 07:15)
nisy prof nay t@ 2nd zay, prof malagasy fa zany mahidy nôty ratsy, misy sipa karana sy vozongo zay mianatra taminay, tsy mahay miteny gasy na ny ii aza, fa manao cours aminy, de reefa tonga ny fizarana feuille na interro de izy roa vavy fôna no mahazo note ambony ndrindra, fa andefasanay lettre anonyme ho ah le madama, notevatevainay tao, (telo vavy zahay no niketrika an'le izy) fa tena tsy nianatra 2 semaine ny classe de 2nd reetra madrapahafantarina ny marina, nisava soratra reetra, tsy nisy nitovy, ka nanova soratra nefa za nandika an'le izy, nitomany ho ah le prof. nisy an'le groupen'ankizy maditra ireny noendrikendrehina fa fantatra ihany hoe tsy ry zareo le izy,niverina nianatra ihany après 2 semaine fa tsy kobo, efa natahotra be mintsy nefa zahay telo vavy hoe zay vao ho vaoroaka marina
28. mansoor ( 16/04/2008 14:45)
ny hitako ndray tao ampianarana iray zay, ny latabatra lé misokatra ôtran'ny kapô reny,nisy kakà tao anatiny! =)) =))
29. ari.malala ( 17/04/2008 09:44)
xxx>=))=))=))=))=))=))=))tena tapaka ny tsinaiko mamaky anao kle!
30. kiadi ( 17/04/2008 10:49)
iza no efa napiassa laingomaimbo ao ampianarana? fa tena rava ny fianarana aloha eh! ary saika voaroka ko! :-D :-D :-D
31. kala ( 17/04/2008 11:08)
ny anay ndray rehefa tratra be tabataba ao ampianarana dia asaina miverina any ampianarana ny alakamisy hariva (t@'izany tsinona alakamisy hariva no tsy nianatra) dia prof de français no miandraikitra ny ankizy collés. Mitondra boky bedabe izy dia mianatra conjugaison bobaka be ary tena mahay an!
fa ny tena tadidiko dia ny verbe pouvoir au futur : je poivrai, tu poivras, il poivra, nous poivrons, vous carrirez... ils mayonnaiseront =)) =)) =)) =)) =))
32. ari.malala ( 18/04/2008 09:38)
mahay mahandro kaly any kala zany e!

nenay ndray tsy laingomaimbo fa ts tadidiko in mou ny anaranle zavamaniry (takilotra ra ts diso za), fa mampangididy b zay le izy, d nohosoran'ny ankizy anzay ny sezan le pptra, ke leiz madama masika vel zay, d le bandy zany avany am faritany (ts tononiko) d halanle prof maizina mints fa ts haiko we nanin mou, d romotra b le bandy we ndraso fa haita nareo rapitso, fa saingy ifanarahana nefa fa tsis mahazo miteniteny an, d samy nanaiky ny 1 kilasy, mou zay menakavy kou malaelo anle bandy dool mints fa lery avokavoanle prof am taimbava fona reva cours ny. D ny ampitso tokoa, tonga alou b zay dahy fa za deleguee de classe d mamoha trano, d iz nanao anle iz ka coursn nle madama ny 1ere heure, tonga tokoa ny am 7, niditra i mme, izy rahateo mpanao zipo kely. Vo nipetraka tonga d nangididy, k le iz refa ôkorina d miitatra le mangididy. La prof ts mahalala we vovoka anie d'efa mahaafaka anle iz d le bandy kou ts niteny afats tamnà we zay no fanafodiny fa tapaka ny cours, le madama niditra hopital mints tamzay d maty mints mou ny niafarany! le bandy aveo niala antenantenantaona d nody tany amzareo, fa otran nanenina ngamba lery... za kou nanenina we takizay natoroko iany we vovoka anie d'efa mety @ io... tamzay kou mou le mpianatra kely d ts nis fotoana nandeanana tanyam hopital na d hanoro anle vovoka ftsn aza...
33. kiadi ( 18/04/2008 10:18)
de lazaivo fa zah no jolahiboto :-D :-D :-D
34. mamafara ( 18/04/2008 10:55)
hi hi hi, manao rafanenjika ato amin'ny hatsikana ari sy kiadi. ny anay ndray tsy kilalao tamin'ny mbola kely io teneninko io fa zao lehibe zao :-D :-D
35. xxx ( 18/04/2008 14:11)
Soa ihany fa tsy fantatr'ireo sipa niray kilasy tamiko izany takilotra izany ry ari.malala fa nijifajifa teo balitakely kle :-D
36. tsiambaratelo ( 29/04/2008 15:17)
Nenay njay le mi combat refa mirava,tena milay an,anjasanay lasa dôly aloha ny prof rehetra.Tsy sipakely no anjasanay fa sipabokona be,mpikotrana any @camp ny miaramila,izy io manko mifrode fona isaky ny examen de refa zaraina ny interro de izy mahazo 18 fa ny anah 14fotsiny!De zah tonga de tsy dakôrô mintsy de vonoiko,kay nampiakatra tany @birao rasipa,de we atsoina ny ray aman-dreny!De t@zany papanay an\'isany le tonga de mikapoka be mintsy a @karavasy,saingy ozizy zah t@le tale we tsisy ao ry zareo fa namangy marary de ozizy we collé 15jours,de farany nokoziko le talé we io wa mifrode be foana,de zah tsy mety mahazo note tsara...De naverina le interro de zah sy izy de ny talé de ny azy 6,5ny ahy 17,5 de lasa mpinamana be zahay,napenariko izy...Vonoinay foana zay mifosafosa anay hi hi hi na ny chef de classe azy!
37. johnnyandri ( 30/04/2008 05:16)
Ny anay indray ilay manao resak'eh eraky ny tanana ohatran i ambony io no tena spe anay, de mitantara film efa nandeh... :lol:
38. endrika01 ( 02/05/2008 18:01)
Nenay njay,asianay zanaka tanalahy maromaro ,ao anatiny ttasy avy nihinananay mofo bolina de omenay an le kôfa mi psss,psss anay isaky ny mba mihinana goutter ry zareo ,de zay tsy manao récré fa voasazy,zay nôna ny molotsa maina,ka tratranay voasazy izy terminale zay seconde,natolotray moramora teo am-baravarakely lay fonosana 10second taorian\'izay!Nikikika aby ny tao @le salle de classe,hi hi hi nisy torana mintsy aza.Te handrangitra anay eo kou,tsy malala nôna hi hi hi:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1466