Efa tsy miklaoty ve Salopard mianakavy ????

1. Jeankely ( 09/04/2008 14:11)
Efa tsy mikilaoty ve Salopaka mianakavy isany sa tia hijery ny an'ny namana fotsiny sa
hararaoty hararaoty
fa tsisy kilaoty
:-D :-D :-D
novalian'i rurik ny 27/04/2008 15:35
2. tomtom ( 09/04/2008 14:44)
:roll:
3. Jeankely ( 09/04/2008 14:55)
Ary ambadika @ politika ary mantsy Salopard milaza ny hoe tsisy baraka afaka intsony avy eo indray izy milaza ny hoe andao hiala kiloty daholo.
Afaka ny barakany dia ny kilotiny indray no hiala.
4. mmmhh ( 09/04/2008 15:12)
te hijery nga ise? sa te hampitovy entana?
5. Jeankely ( 10/04/2008 00:06)
Tsisy entana mavesatra aty. Izy io ambany io no mitarika ny namany hanala kiloty koa izaho no tia hijery ve ? Ny adalamanary lamba tsy mikiloty eny antsena ve midika fa ny vahoaka rehetra no tia hijery ny entany miraviravy ??? :-D :-D :-D :-D
6. rurik ( 27/04/2008 15:35)
:roll: :roll: :roll: :roll: tsy azo tsy mazava :roll: :roll: :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0546