Manahy silipy eny andavarangana!

1. xxx ( 08/04/2008 10:31)
Mbà ahoana kay ny hevitrareo momba surtout ny vehivavy manahy slipy eny andavarangana ireny surtout raha amoron dàlana ny trano?Amiko aloha tena vulgaire ilay izy tsy tokony mbà hijery toerana hafa ve?
novalian'i jujul ny 03/09/2008 06:58
2. fasaly ( 08/04/2008 10:55)
na tsy silipy ihany aza fa lamban'ny tena tsary tiko ahahy hitan'ny vahoaka eny andavarangana izany! mandratsy endrika be ny trano ivelany fotsiny...
raha vao passage fandalovan'ny pokona alou defa tsy avy aho e!
raha hoe resaka silipo indrindra indrindra dainnn! tsy manana façon zany :°)
zvtr intime ireny aleo hiahy ao antrano ao ihany e!
3. ari.malala ( 08/04/2008 11:19)
ko raha tsy misy tokotany d aiza no hahahy ny lamba? le slip sy y trucs intimes alou d'accord ah fa le lamba atao aiza?
4. ni81 ( 08/04/2008 12:09)
ko raha tsy misy tokotany d aiza no hahahy ny lamba? le slip sy y trucs intimes alou d'accord ah fa le lamba atao aiza?

Atao eo amorom-patana :lol: :lol: . Vazivaziko izany fa tena sarotra ho an'ny olona tsy manana toerana hanahazana na dia slip fotsiny aza an! Ilaina mantsy ny masoandro na ny rivotra fa lasa maimbo bona raha tsy izany.
5. lemenakely ( 08/04/2008 14:08)
aleo angamba atao fefy toy izao no mety hi hi hi
http://flickr.com/photos/leotardman/2366126185/
6. tess ( 08/04/2008 19:11)
ari.malala:

ko raha tsy misy tokotany d aiza no hahahy ny lamba? le slip sy y trucs intimes alou d'accord ah fa le lamba atao aiza?


ka hafa ndray ilay hoe manana tokotany anie! fa ilay eny andavarangana anefa amorondalana tena

:^)
7. menalamba ( 08/04/2008 19:44)
:°) Sady izay ny maso adala hono....ahodiko ihany ny masoko tsy hijery ilay kilaoty bé @n'ilay rafotsibe portugaise nipetraka teo anilanay taloha,mitselika any ihany isaky ny mivôka eo an-tokon-tany aho ..tsss sady zay misy andatra be eo @ ilay toeran'ny fika be, misy "nicotine".. :/ :°)
8. tess ( 08/04/2008 20:16)
:-D :-D :-D :-D :-D
9. ikaretsaka ( 08/04/2008 20:34)
aoka baba.
nisy mpanofa tranonay izay koa dia ahahany eo an-tokotany ny silipiny
ny ahy ny fataoko taloha de maminavina hoe hmmmm efa elaela ilay slipy ohatran'izao no tsy nihahy an.. fa saika fantatra aby ny efa familier sy ny arrivage vaovaon'ny boeing!
10. sakaizakely ( 08/04/2008 20:36)
menalamba :-D :-D :-D :-D :-D :-D

refa tsisy fanahazandamba zay nge ka tena...

nisy kofa milay nampitongilana ny foko zay tam za vo étudiante GVT, mbola le mifampjerijery reny fotsiny klou, de nisy fotoana voatery nampandroso tsy fidiny ana izy fa avy be ny orana avy nirava nianatra iny. Niditra ny efitranony de kalisaona 5 sa 6 be miahy eny ambonin'ny radiatera tsssss 8-) 8-) 8-) 8-) tsy mba any am SDB farafaharatsiny :°)
de tsy haiko fa atreo de tsy nitongilana intsony ny (l) ko:-D :-D :-D :-D :-D
11. kiadi ( 08/04/2008 20:53)
resaka slip no hiandihankevitra!tssss!!!
12. sakaizakely ( 08/04/2008 21:02)
tsy aleo resatsilipo toy izay resadevoly :°)
13. ikaretsaka ( 08/04/2008 21:13)
fika hatr@ izay kosa io manahy kalisaonina eny @ radiatera io rehefa ririnina kle..

taloha aza le ahahy @ afo kitay any andakozia ny akanjo lena rehefa fahavaratra ny andro...
hi hi hi ..maimbo afo be mandeha mianatra rahampitso!
14. sakaizakely ( 08/04/2008 21:16)
ika> ka tsy seksy mits le izy kou :? :? :?
15. ikaretsaka ( 08/04/2008 22:51)
ka tsy ny maha sexy mihitsy no tanjona fa ny hahamain any takon-kenatra ko
16. tess ( 09/04/2008 05:24)
sakaizakely ka betraka ny manahy lamba ambony radiateur satria mangatsika lava ny andro, mba tsy manana hosoloina maromaro ngamba izy de ny kaleçon no ahahahiny eny am radiateur hihihih!
izany aza mba ao antranony anie fa refa manam-bahiny izy tokony nesorina :°) fa lay ahahy amorn'arabe fandalovan'ny pub ireny tena otran'ny gitane izany :-P
17. kelly13 ( 09/04/2008 09:22)
manao resatsilipo nareo fa t@ za classe de terminale tao @ bahut oa d nisy bandy b zesita b zay nianatra tao, classe parallèle t@nay izy, fa ôtran'ireny oe oul tsy kasihandalitra ireny oa le bandy, fa une fois, samy tara izahay d lery no teo @ devant-ko teo d lery nanao patalou en lin, d hitako dol ny caleçon-ny t@ zay fa kay rovitra, hahahahahahahahahaha
18. ari.malala ( 09/04/2008 09:27)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
19. kiadi ( 09/04/2008 12:17)
gravy ko le kelly13 ty raha hitsikilo bandy an! tsssss :-D :-D :-D
20. ikaretsaka ( 09/04/2008 16:04)
raha spectacle gratos kosa ve .....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6802