Manahy silipy eny andavarangana!

21. kelly13 ( 09/04/2008 16:31)
kiadi>ka izy no te hi style eo alohako eo ka, mety fantatrao ngamba izy fa toa TA5 ra tsy diso aho! bandy somary maintimainty malamalama volo zay lery, d ny sipany t@ zany sipa tao @ TA1! fa tapaka oa ny tsinaiko oe b zesita kay rovitsilipo! hahahahahahahaah KC
22. ikaretsaka ( 09/04/2008 18:03)
aoka le
23. Veloo ( 09/04/2008 19:17)
kelly13 =)) =)) =)) =)) ndry ty wa afa ihany =)) =)) =)) =)) mampime foana... ko tsy afa-baraka ve aky ilay bandy tsy nomehezan'ny kala rehetra tao? :-D :-D :-D



Manahy silipy eny andavarangana!

ary raha strings ve dia ho ita... :-D :-D


24. ikaretsaka ( 09/04/2008 19:36)
Manahy silipy eny andavarangana!


fa miresaka an'io hoa zahay aty dia misy tsy mampaninona azy hono raha de marque ilay silipy ..
ohatran'ilay mpanao rap ireny ihany io hono de le ampiseho tsara le soratra @ lastikan'ilay silipo hoe polo na boss na tsy haiko aby

de ny sipa koa ampiseho hoe string victoria's secret io..
ny an'ny sasany aza entina misehoseho mihitsy eran'ny tsena le harona kely mitsoriadriaka fotsy sy rosen'ny victoria's secrets ko! ohatran'ny heo ity zahay fa nividy vic's
25. Rasiligaoma ( 13/04/2008 05:08)
raha zavatra de marque kosa ve ry zalahy tsy ho ampiseho? indrindra ho an'ny jejo?
ny mahazo solomaso vaovao aza ampiseho fa mahagaga fa rehefa silipy tokao dia hoe tsy azo! nefa samy fitaovana entina manakonakona ny fananana daholo ireny rehetra ireny
26. mansoor ( 15/04/2008 16:08)
ary raha string milay b e lé mihà eny ambaravarankely? :-P
27. ikaretsaka ( 15/04/2008 20:26)
ahazo koa.. atao hitan'ny olona hoe manana victoria's
28. tess ( 16/04/2008 05:00)
de samy manana ny fombany marina ny oul ka! 8)
29. ikaretsaka ( 17/04/2008 16:15)
raha zavatra milay tokao ve de afenina... ahoana izao i tess nahazo jeans vaovao , nahazo tele , nahazo ipod phone.. mizesta ery mampiseho... fa rehefa silipo de.......... :-D :-D :-D :-D
c'mon
30. kiadi ( 17/04/2008 20:30)
avoay ny string 'i tess ehhhhhhhhhhhhhhhhhh :-D :-D :-D
31. ikaretsaka ( 19/04/2008 01:48)
izay anie hoa no tsy azoko e..
-mahazo solomaso de marque avoaka be ery hoe jere ny solomasonay iii... -mahazo jeans de marque avoaka hoe jere ny jeans anay iii
-mahazo mers na jaguar na aston martin , eny na 4L okaz nolokoina vaovao aza de heo jere ny vam anay iii
-nahazo portable vaovao de marque, manao alloo allooo jere portable anay iiii

fa rehefa mahazo silipy de marque.... afenina!!
:wink:


(nefa amin'io mitovy ny vidin'ilay silipy de marque sy le solomaso na jean na poketra an)
32. tess ( 19/04/2008 07:26)
fATAONAREO inona no ahita ny string ko e! :°) :-D
zà tsy mba mampidera fananana izany! sady tsy de adalana mark fa rehefa tsara de teko aby na marika na tsy marika....
tsy de tiko ny ahy lay be zesita :P tsotra ihany, anefa efikasy no milay,
fa ny tsy azoko hoe fa manin no string na silip no ahahy eny andavarangana???? na silip marika na tsia??? :°) manoatra noho ilay gitane be ireny, raha any dago indray dia efa hatramzay ny gasy eny rehetra eny noho ny tsy fahampian'ny place hanahazana, ny lamba ilaina ho maina, fa raha aty ivelany kosa :{
33. ikaretsaka ( 19/04/2008 15:25)
za aloha raha de marque le izy ahahiko eeee .... raha any dago...
raha ayt petahiko eo @ radiateur rehefa ririnina
34. karinah ( 25/04/2008 21:07)
:-D :-D :-D niampy iray ny mpanahy caleçon eny am radiateur! sakaizakely aaahhhhh! :-D :-D :lol:
35. kiadi ( 25/04/2008 21:29)
nenah rangah na slip gôga na bà gôka ahahako eny andavarangana doly=))=))
36. Jeankely ( 26/04/2008 07:54)
rakotosilipy :-D :-D :-D
37. ikaretsaka ( 26/04/2008 14:36)
ts'aleo rakotosilipy toy izay rasoastringy? :-D :-D :-D
38. patrick2002 ( 27/04/2008 15:56)
sakaizakely: ny ahy nisy sipa izay mba nivahiny tato an-trano fa nahita ny calecon-ko eran'i radiatera fa tonga dia poince ,tsy nety niala tato amiko ,fa izao hono bandy mahava-tena ,mavita misolo slipy isan'andro :-D :-D
Izahay bandy manko ,malaza hoe tsy misolo slipy isan'andro izany :oops: :oops:
39. tess ( 28/04/2008 05:15)
patrick: :-D :-D :-D :-D hay ve malaza oe tsy mpisilo kilaoty nareo e! tsy haiko indray izany :-D
40. ikaretsaka ( 28/04/2008 15:35)
fa rehefa tena dinihina kosa izay fihevitr'i patrick2002 dia misy fahamarinany ihany an.. rehefa tena eritreretina dia porofo mampiseho le izy hoe bandy mahay manasa lamba izany lery no bandy economique be mitsitsy energy @ fampiasana radiateur no bandy madio, manasa calecon.. :-D :-D :-D :-D :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9512