Manahy silipy eny andavarangana!
41. ari.malala
(
29/04/2008 14:03)
tssssssssssssss :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
42. ikaretsaka
(
29/04/2008 14:21)
mba mandiniha kosa fa marina izany an..
bandy madio lery izay..
bandy mahay raharaha fa voaporofo sahady io izany ny fahaizany manasa lamba ..
bandy ecologiste sy mahay mitsisy vola.
vao mainka aza mitombo ny cote maha vadiable an'i lery...
nareo nge mora sodokan'ilay rendrarendra izany rehefa tena dinihina fa tsy mijery alavitra e
bandy madio lery izay..
bandy mahay raharaha fa voaporofo sahady io izany ny fahaizany manasa lamba ..
bandy ecologiste sy mahay mitsisy vola.
vao mainka aza mitombo ny cote maha vadiable an'i lery...
nareo nge mora sodokan'ilay rendrarendra izany rehefa tena dinihina fa tsy mijery alavitra e
43. haritianah
(
19/06/2008 16:57)
lé manaha kalisaonina na slip inona na inona eny @ lavarangana andalovan'ny olona na tokotany lalan'ny olona na talaky mason'olona be ireny alou mi géné ny hafa mandalo é, fa raha lavarangana anao irery mifefy ho anao irery na koa oé radiateur anao irery ao an tranonao dia tokony kosa angamba ts hisy olana fa raha sendra manana vahiny fotsiny dia mba aoriorina kely alou.
44. yonikafopl
(
22/06/2008 19:08)
nena njay kalou ny slip mila mahazo masoandro na rivotra farafaharatsiny eeeee, fa nenareo nga tady 1 ihany ny eo andavarangana?? ny anay aty manko tady maromaro 4 na 5 milahatra, de mila mahay mandamina ny fanahazana lamba eo, mba ny slip atao ampovoamboany de mba tsy miseho hitambahoaka, na atapy am seche linge aza de atao eny ampovoamboany eny ny slip no ahahy .
45. bazylou
(
24/07/2008 22:28)
eh binnn, resaka izany an!! :roll: :roll: , dia inona ny olana anefa ?? ny gasy olona pudique fatsora izay, mody eo no mahamenatra e, oy e nefa mirevy daholo ireo.
46. xxx
(
25/07/2008 14:02)
Hay ve ianao no bazil eh! zay vao hay hoe iza! Faly mahafantatra e!
:-D :-D :-D (l) :arrow: :oops: :/
:-D :-D :-D (l) :arrow: :oops: :/
47. rinakely1
(
05/08/2008 18:53)
Ao @ dosy no tsara an'azana ny slip nareo refa tsy misy tokontany e!! lé @ lavarangana angambany otrany manimba maso be.
Fa raha any dago ndray aloa, ra mipetraka @lé trano gasy be reny an dia tsy mampaninona ahy mitsiny manahy na lamba io na slip an-davarangana. :wink:
Fa raha any dago ndray aloa, ra mipetraka @lé trano gasy be reny an dia tsy mampaninona ahy mitsiny manahy na lamba io na slip an-davarangana. :wink:
48. jujul
(
03/09/2008 06:58)
tsy blem reto io a! aza sasana de tsy mia mitsy e! =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))