mpakafy

1. volatsara ( 08/04/2008 09:56)
miarahaba ny mpiserasera rehetra,
betsaka loatra ny hira mivoaka eto Madagascar amin'izao nefa tsy misy sori-dalana mazava hoe ho aiza? de in no tanjona,? de hanao in? ireo mpihira fa hira 5 fara faha betsany dia tapitra eo ny momba azy na malaza toy ny inona aza ireo hira ireo, ka ny mba vetsovetsoko ry producteur rehetra de hoe aza simbana manenjika isan'kira @ album fotsiny ny tanora tokony hanana ny ho aviny fa aleo hilamina dia misesy e!
répondu par milaibe le 08/04/2008 19:32
2. karinah ( 08/04/2008 13:37)
:lol: ko mba te ho star doly kosa kno! :-D :-D :-D :-D ... :wink:
3. lemenakely ( 08/04/2008 13:42)
volatsara:

miarahaba ny mpiserasera rehetra,
betsaka loatra ny hira mivoaka eto Madagascar amin'izao nefa tsy misy sori-dalana mazava hoe ho aiza? de in no tanjona,? de hanao in? ireo mpihira fa hira 5 fara faha betsany dia tapitra eo ny momba azy na malaza toy ny inona aza ireo hira ireo, ka ny mba vetsovetsoko ry producteur rehetra de hoe aza simbana manenjika isan'kira @ album fotsiny ny tanora tokony hanana ny ho aviny fa aleo hilamina dia misesy e!



Lasa BUSINESS fotsiny ilay izy @ lafiny iray nefa misy tanora tena hita fa manan-talenta(NY MAHALEO ZANDRINY OHATRA) fa @ lafiny iray koa dia mirona loatra @ fampisehoana sy fampandihizana vody dia normal raha leony vetivety ny olona e !trop loatra ny vulgarité
4. milaibe ( 08/04/2008 19:32)
Na comediens.na acteurs,na chanteur,betsaka ny éphemere fa raha tsy maisons disque matanjaka no manohana anao dia zay misy ihany mahay mi-geré tsara ny plan de karierany mba lasa fa io univers dallas koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0512