Tsy mety mahazo laka
1. saranga
(
03/04/2008 11:48)
Atahoran'ny moderateur TIM ve sa tsy mahatanty demokrasia ny TIM fa mba sendra nijery ny sity oeban'ny TIM aho dia tsy afaka nijanona mihoatra ny 1 andro ny hevitry rabaradaka.
novalian'i Jeankely ny 04/04/2008 17:03
2. Jeankely
(
03/04/2008 12:10)
Apetaho eto izany website izany fa mba hifandomanay sa nareo samy TIM ihany no mijery izany. I rabaradaka TIM nitsoampahana ve ahagaga. Hanimba ny olony ianao ve tsy handosirany sy fafany. Demokrasia angaha miditra any amin'ny fefin'ny sasany sa ry zalahy koa mijabaka aty rehefa leo avy any sahalan-drabaradaka? :-D :-D :-D
4. Jeankely
(
03/04/2008 13:30)
Mangarombiby andavaka ahoana fa TIM izy araka ny soratra nolazainy ary tia hanintsy ny TIM na raha tsy manaraka ny lohany dia omeny ny hafatra. TIM nitsoampahana. Tsy izany no zahavin'ny vahoaka. Rehefa avy nilelaka dia be resaka ve?
5. xxx
(
03/04/2008 16:22)
saranga:
Atahoran'ny moderateur TIM ve sa tsy mahatanty demokrasia ny TIM fa mba sendra nijery ny sity oeban'ny TIM aho dia tsy afaka nijanona mihoatra ny 1 andro ny hevitry rabaradaka.
ey izany izy hoe sendra nandalo ! raha afaka nanisa andro ianao dia tsy sendra nandalo...! tsy hay loatra zay tianao lazaina fa raha zaza vao tokoa ianao dia tsy mahalala izany fa iray sy valo ny resaka apetrakao ao dia mivadika pejy noho ny hamaroana sy hafainganan'ny lohahevitra mipetraka !!!
7. rabingogilabanga
(
03/04/2008 17:37)
JK:
Ilay xxx koa tsy hay intsony mbetika manompa TIM mbetsika hafa.
hevitra no jerena ry zandry fa na XXX io, na XXL, na teny gasy, na teny vazaha, ny nianatra tsy tsangan'olona no jereny, na tsanganan'anarana, fa tsanga k'evitra,,
ny eto izany dia hoe: marina ve sa tsy marina, fa tsy demokraty ny moderateur ny TIM, c'est tout
9. Jeankely
(
03/04/2008 22:51)
Fa aty aoriana ve vao fantatra hoe ny teo ihany no miverina. Raha ny olona any ambanivohitra tarihina @ T-Shirt zavatra hafa fa ny mpanasoaso lasa manivaiva no mahagaga. Milaza manampahaizana nefa tsy nahay nijery ny mety hitranga amin'ny olona deraderainy. Taritina ny olona hoe hano ity avy eo lazaina hoe haloavy fa misy tay. F'angaha afaka ampandoavina foana rehefa efa voatelina ? :-D :-D :-D :-D . Efa akaiky dia akaiky indray io ny 2012 na raha haloa io dia tsy hay izany izay tohiny fa tabatabaina fotsiny dia inona fa tsy sahala izay ihany no hifampitohy eo. Ajoroy ary asio resaka mazava satria andafy ianareo ka aza fahanana zavatra tsy fantatra ny olona. Sangy kely hoe raha asainao misaraka @ vadiny ny olona dia halainao vady sa ataonao tsindry fe sa avelanao hianahana? :-D :-D :-D
Esory io fa tsy alehany nefa tsy hita hoe aiza ilay alehany. Izany ve no atao hoe manampahaizana niofana avy Europe :-D :-D :-D . Sao tsisy henatra ?
Tadidio ny nataonao
Esory io fa tsy alehany nefa tsy hita hoe aiza ilay alehany. Izany ve no atao hoe manampahaizana niofana avy Europe :-D :-D :-D . Sao tsisy henatra ?
Tadidio ny nataonao
10. xxx
(
04/04/2008 16:57)
Jeankely:
Ilay xxx koa tsy hay intsony mbetika manompa TIM mbetsika hafa.
Ianao no tsy mahazo resaka ! tsy nanompa TIM mihitsy aho fa ny resak'ilay nametraka ny hevitra no tsy mazava. Amiko izany "sendra nandalo" izany tsy afaka ny hanisa andro sy hafatra ao. Nanazava aho fa na olona mpakao aza mifampitady amin'ny lohahevitra satria betsaka sy haingana be ny resaka ao ! tsy hitako mihitsy izay ompa amin'izany ! tsy misy resaka TIM akory izany fa resaka pejy forum !
11. Jeankely
(
04/04/2008 17:03)
HIHIHIHI. Lasa resaky ny mpanao vilany ve ? Tsy ianao fa ny mpampiasa xxx mbetsika ry mpanohitra, mbetsika ry mpiaro. Sa ny olon-tsotra koa mba miditra xxx. Tandremo fa raha tsy mahazo laka mety ahazo daka. HIHIHIHI
