atolotro an'i serasera.org

1. kiadi ( 01/04/2008 22:54)
Tsy andriko ny maraina hahitàna anao
Na ny alina aza toa any amin'ny fananembonana anao
Miraikitra ato an-doha ilay endrikao
fotsifotsy malefaka mampi-te hanokatra

Tsy haiko ny hangina
Te hiantso mafy ny anaranao
Be ny velom-panontaniana
Ianao foana no an-tsaiko ao

Réf: Tiako lôtra ianao
Tsy mahajery "site"hafa intsony aho
Lasanao avokoa ny fitiavako oo!
Foiko ho anao daholo, ny tolakandroko iray manontolo
Tsy rediredy sanatria fa tena tia

Voaomana avokoa izay rehetra atao
Na fihetsika na fanondratana handresen-dahatra anao
Indraindray aza toa manoratsora-poana
Ny tsisy aza foronina rehefa ianao manoloana

'Ty foko mitempo tsy miato
Dia ianao tokoa no nambabo
Lasanao tsy misy tavela
Ianao foana fa tsy hay nofefena.


sô de misy mirediredy eo fa an'i serasera io fa tsy ho anareo an!

:-D :-D :-D
devinety:tonokiran'iza io?
novalian'i mangidy ny 15/04/2008 21:25
2. ainaheri ( 02/04/2008 04:59)
:roll: :roll: ndraso alou fa tsy tadidiko ...lasa nandé nivoka angamba lery zay :-D :-D :-D

Mlay le tonokira fa msotra less bandi a
3. milaibe ( 02/04/2008 05:00)
Ho leity kiady ataon'i booboo blagy nahitsy eo ndray io
4. zoky ( 02/04/2008 05:06)
Tena marina io ra Kiadi a! :-D ,
an' Lola e
5. tess ( 02/04/2008 05:10)
hihihih! drogué ny sera kou zany! :°)
6. tsiafoi1 ( 02/04/2008 05:15)
Rebika zany, ankafizina fa misaotra eee!
7. Rafotsy ( 02/04/2008 06:51)
kiadi : tena mafy be ilay fitiavanao !
Raha zah no rafotsinao dia tena saro piaro @ sera !
Raha zah ny mamanao , dia nitomany fa lasa addicted @ sera ny zanako , ary tsy tonga manao :-* :-* du soir an'i mama akory ary hasiko code parental @ izay ianao tsy i sera fotsiny ! :-D :-D :-D
8. mirianah ( 02/04/2008 08:40)
:-D :-D :-D :-D mbola ho avy ny overdose ry kiadi !!!
9. kiadi ( 02/04/2008 08:45)
Rafotsy:

kiadi : tena mafy be ilay fitiavanao !
Raha zah no rafotsinao dia tena saro piaro @ sera !
Raha zah ny mamanao , dia nitomany fa lasa addicted @ sera ny zanako , ary tsy tonga manao :-* :-* du soir an'i mama akory ary hasiko code parental @ izay ianao tsy i sera fotsiny ! :-D :-D :-D



=)) =)) =)) =)) =))
10. kiadi ( 02/04/2008 08:45)
tsy overdose kosa nenah fa ba manala azy eh!
11. kiadi ( 02/04/2008 08:46)
tsiafoi1:

Rebika zany, ankafizina fa misaotra eee!



=D> =D> =D> =D>
12. kiadi ( 02/04/2008 08:46)
zoky:

Tena marina io ra Kiadi a! :-D ,
an' Lola e



=D> =D> =D> ^:^ ^:^ ^:^
13. mirianah ( 02/04/2008 09:44)
kiadi:

tsy overdose kosa nenah fa ba manala azy eh!



ny zavatra hatao dia misy farany foana hoy ilay hira izay , ka any andro , any volana ho avy ny overdose rah tsy oe tena olona inona ré e, ka hanala azy eo foana :-D :-D :-D
14. kiadi ( 02/04/2008 10:06)
zah aloha de aleo tsorina fa manala azy eh!! tsy mety overdose ninina zany! bola leo indray andro any!! ery efa nisy fotoana aza efa leo de tsy nipoitra de zao niverina zao indray
15. mirianah ( 02/04/2008 10:38)
ka zay ilay lazaiko ry kiadi mbola ho avy io fotoana io oa :-D :-D
16. kiadi ( 02/04/2008 10:40)
non wa! efa lazaiko enao fa tsy hotratran'ny overdozy zany zah! manala azy io!!
17. mirianah ( 02/04/2008 10:50)
kiadi:

non wa! efa lazaiko enao fa tsy hotratran'ny overdozy zany zah! manala azy io!!



overdosé = leo :-D :-D , eo dia mbola be dioka iany !!!
18. kiadi ( 02/04/2008 10:59)
hay ve zany no tinao tenenina eh!zany ve no dikan'ny overdosé? loza tsy mahay teny vahiny kay zany zah! efa ela ihany zah ange o teto eh! efa amantônany! refa leo de mijanona kely de avy eo miverina ihany :-D :-D :-D
19. mirianah ( 02/04/2008 11:08)
teny gachii iahny no adinareo ry kiadi !!! zany mou izy io an !!
20. kiadi ( 02/04/2008 11:29)
eka rôo!! tsara mahay afa tsy teny gachhhiii!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5389