atolotro an'i serasera.org

41. melody ( 04/04/2008 15:08)
:-D :-D :-D
42. kiadi ( 04/04/2008 18:21)
in zao mapimé eo? :^)
43. melody ( 05/04/2008 12:26)
ny mampime ahy ve? mazava ho azy, izay aho vao hitanao nefa mba efa ela no teto :-P :°) ;-)
44. kiadi ( 05/04/2008 14:53)
hay zany de manao ninja an! bentika hita de bentika tsy hita :-D :-D
45. melody ( 07/04/2008 11:35)
tahaka ity ve?
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img85.imageshack.us/img85/7104/funnypicturesninjachihuiz3.jpg[/IMG][/URL]
46. kiadi ( 07/04/2008 16:20)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) :-D :-D :-D :-D :-D
47. mangidy ( 10/04/2008 18:22)
Kiady hummm sao de mody wé atolotra ho an'ny serasera eo! miondana Rebika a! io nefa natolotr'ilay olontiko ahy fony zahay vao nifankatia (l) (l) beuh sao de tkony ovainao wé mpisera aloha ilay serasera! :} :} :-D :-D
48. mbaliana ( 12/04/2008 17:21)
mangidy> zay ndray njy vao hitako tato :-* :-* :-*
49. mangidy ( 12/04/2008 21:11)
mbaliana selie, tsy de mankao karajia matetika akia fa efa hisotro ronono a! :-D :-D ato dhl no ahitako anareo a! lol i dada aza no lasa nifindra ato :-P Neny sy Ikaky sisa :-* :-*
50. kiadi ( 12/04/2008 22:11)
in eny zokinay ohhhhh :lol: :lol: :lol:
51. melody ( 15/04/2008 10:39)
kiadi: iza izany zokintsika izany aloha e :wink:
52. kiadi ( 15/04/2008 11:12)
melody>zôbavinao oe!! :-D :-D :-D :-D
53. melody ( 15/04/2008 11:27)
izany ve? iza no anarany, eto nga izy? :wink:
54. ANARIM ( 15/04/2008 11:32)
hahahahaha
55. mangidy ( 15/04/2008 15:12)
kiadi hummmm ela ny ela ka hitaiza @zay zoky izany a! :-P

anarim selie d'amoul hummm tsikilo a! de ho fianakams izany melody kou :-D
56. kiadi ( 15/04/2008 16:49)
zany hono ra-melody an! io iz efa tonga de manaiky fa ahona enao? :wink: :wink:
57. melody ( 15/04/2008 17:13)
ahitsio za raha diso, i mangidy ve no zôbaviko aloha? :wink:
58. kiadi ( 15/04/2008 17:26)
zay mintsy! zokiko io! :wink: :wink:
59. melody ( 15/04/2008 17:31)
dia faly mahalala ny zôbaviko i mangidy izany e :D
60. kiadi ( 15/04/2008 17:34)
lany ve io ry mangidy an?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2862