atolotro an'i serasera.org

21. Papoose ( 02/04/2008 11:32)
kiadi:

zah aloha de aleo tsorina fa manala azy eh!! tsy mety overdose ninina zany! bola leo indray andro any!! ery efa nisy fotoana aza efa leo de tsy nipoitra de zao niverina zao indray



manala azy miaraka @zazakely tsy ampy taona v! :-D :-D :-P
dia aveo tsatsan'ny overdose :-D :-P
22. kiadi ( 02/04/2008 11:47)
bedy amizany zay klé!!aleo enao lasa lehibebe koko ry paposse fa mapigadra zany kle :-D :-D :-D
23. Angie ( 02/04/2008 12:19)
kiadi> tena lol be less.
ohatry ny film efa nandeha zany lay tantara hahahaha
asa nefa fa milay alou lay tonony e
ary raha drogue serasera zahay zany efa voa doly.

ampifaliana foana io e
dia sady ary ihany alou fa misopapa fotriny ato dia aza variana miambina ny .... efa kopy elah
kiss d ampy :-*
24. kiadi ( 02/04/2008 12:22)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
in injay aza zao sombaiko zao ??
25. milaibe ( 02/04/2008 13:34)
Cool lesy io kama ,manala ihany no ady eo marina,misy himezana sy hifaliana
26. kiadi ( 02/04/2008 14:36)
manala de mandrakintra kely lesy demémé avy eo an! :wink:
27. kelly13 ( 02/04/2008 15:26)
mandrankintra?
28. kiadi ( 02/04/2008 15:29)
mandrangitra akia keliterezy malalan'ny foko fa diso io an :-D :-D :-D
29. kelly13 ( 02/04/2008 15:35)
za nge gaga e :°) neveriko fa nanao piercing @ lela enao d lasa badabada! mba asio kely famitinana oe le resabe nataoanao etsy ambony io stp fa vizaka b ny masoko mamaky :°)
30. kiadi ( 02/04/2008 15:41)
:-D :-D :-D :-D :-D
31. kelly13 ( 02/04/2008 19:04)
fa maninn no mimémé b eo? sa tôlana marina ny nify? nefa reto lohakelin'i kiadi reto tô tsisy nify kory? :-P
32. kiadi ( 02/04/2008 21:24)
ka tsy asehiko anao ny nifiko ka ! :lol: :lol: :lol:
33. ari.malala ( 03/04/2008 06:05)
=))=))
34. kiadi ( 03/04/2008 08:12)
in zao mapimé an'i aribota eo? :^) :^)
35. melody ( 03/04/2008 20:04)
kiadi: tena babony serasera izany enao an... mazotoa ary e :lol:
36. kiadi ( 03/04/2008 20:13)
melody:

kiadi: tena babony serasera izany enao an... mazotoa ary e :lol:



:wink: :wink: :wink:
tsy hita tsony an
37. melody ( 04/04/2008 09:59)
eto fôna kou, kely lôtra d tsy hitany oul :lol:
38. kiadi ( 04/04/2008 10:37)
dain! tsy hita tsony ko
39. melody ( 04/04/2008 12:55)
oudriiii mbola tsy hita fôna ve?
40. kiadi ( 04/04/2008 14:03)
io fa hitako ehhhhh :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6093