kristy no ambony indrindra
1. rabingogilabanga
(
02/04/2008 11:15)
@ izao vaninandro izao, dia ny non-violence, sy ny tolerance no valeur avo indrindra:
alors ny momba ny religion monotheista :
Mahomet: sefo nitari-tafika, sy niady t@ fahavalony hono
Moîse: sefo nitari-tafika sy niady t@ fahavalony hono.
Kristy kosa: sady tsy nitari-tafika, sady tsy niady, no tsy niaro-tena tami-na violence.(ampidiro @ tranony ny sabatrao ry petera)
ny nataon'ny "kristianina" kosa, dia resaka hafa iny.
de toute façon, tsy niteny mihintsy izy hoe: manangana finoana @ anarako,"izay mino ahy dia izay ataoko no hataony", izay ihany no nolazainy.
dia ny fariseo, sy ny sanedriona no nanilika azy
ny boudhisme sy ny taoîsme, sy ny spirtualista, azo resahina koa fa dia @ manaraka, sao misy mananfangaro
raha d'accord na tsy d'accord isika , dia ho hita eo

novalian'i majesty ny 08/04/2008 10:57
2. prime
(
02/04/2008 11:36)
rabingo> Kristy niady ka... hoy indrindra ny voasoratra amin'ny anarany : "Izay manota dia avy amin'ny devoly, satria ny devoly manota hatramin'ny voalohany. Izao no nisehoan'ny Zanak'Andriamanitra, dia ny handrava ny asan'ny devoly." I Jaona 3:8
Tsy indray mandeha Kristy no niady tamin'ny devoly, ary tsy indray mandeha koa Izy no niady tamin'ny fariseo sy ny sadoseo ary ny mpanora-dalàna... toa izao indrindra no niseho indray mandeha raha nahita ireto farany nanatona Azy : "Fa lozanareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! fa arindrinareo eo anoloan'ny olona ny fanjakan'ny lanitra; fa ianareo tsy miditra, ary izay miditra dia tsy avelanareo hiditra*.[*Ampio hoe:]" Matio 23:13
Ary raha vakiana ohatra ny Matio 23 manontolo dia ady mivantana mifanatrika mihitsy no fisehony...

3. Jeankely
(
02/04/2008 12:05)
Raha ny fijeriko indray dia tsy tokony asiana resaka betsaka io ary any @ ankohonanao sy ny iray finoana aminao ianao no miezaka mitazona ireo miaraka aminao tsy ho lasa any @'ny sasany. Ny firesahana an'io dia vao mainka mandrangitra satria samy manana ny finoany. Mety ambony ny heritreritrao saingy tsy ianao ranbingobogosy no ahova ny saritaka resaka finoana io. Noho izany ny ahatony azy no atao fa tsy ventesina hiakatra ny afo.
4. rabingogilabanga
(
02/04/2008 12:54)

Kristy maty, tsy namono olona, saingy maty nijoro t@ heviny, nilaza ny marina. Izany no tena kristianina.
Ka izao, ianao no hatahotra, izaho dia hilaza ny marina na iza no hamely ahy:
galilée, laplace, darwin, Marx, spinoza,freud,levinas,sartre, etc... nilaza ny marinany, na dia nisy olana aza izany t@ izany fotoana izany.
ny maha samy hafa azy ireo @ kristy dia hoy kristy: raha mamely ny takolakao ankavanana, dia omeo koa ny ankavia.
ny milaza ho kristianina tsy nanaraka an'io, no mampisy olana
"torio aminy ny vaovao mahafaly, fa rehefa tsy mandray izy, dia ahintsano eo ambaravarany ny vovokin'ny kiraronao, dia ilaozy izy. aza miady aminy" kristy.
raha tsy afa-mitsoaka ianao dia ity atao:
"raha mamely ny takolakao ankavia , omeo koa ny ankavanana"Kristy
eto @ serasera isika fa tsy eny andalambe, ary ataoko fa samy cool daholo ny akolita serasera, azo atao ny miresaka ny zavatra rehetra , ary milaza izao sy izao, rehefa tsy mifanompa.
@ izao 2008 izao, 2008 hoy aho, aiza eto antany no hisy hamono anao raha manaratsy an'ni kristy ianao.
ny t@ 17, 18, 19, 20ème siècle. oui. fa 2008 non.Efa matotra ny kristianina.
5. kiadi
(
02/04/2008 14:34)
raha tena olona mpivavaka sy misaiana kely enao de ny finoanao no ataovy izay resaka fa aza kritikéna ny finoanan'ol! sady bingo no banga no gila ny sainao! zany ve enao no olona mpiavavaka!
enao io tô tsy matotra ny fijeriko anao zao!
na mahomet na moizy na kristy de andriamanitra ray ihany fa aza manambany nenol

6. rabingogilabanga
(
02/04/2008 15:01)
raha tena olona mpivavaka sy misaiana kely enao de ny finoanao no ataovy izay resaka fa aza kritikéna ny finoanan'ol! sady bingo no banga no gila ny sainao! zany ve enao no olona mpiavavaka!
enao io tô tsy matotra ny fijeriko anao zao!
na mahomet na moizy na kristy de andriamanitra ray ihany fa aza manambany nenol
Tsy mbola niteny aho hoe : mpivavaka aho. reflexion philosophique no nataoko.
ny resaka manambany ny an'olona indray, tsia , tsy manambany aho, ny lazaiko fotsiny raha ny non-violence no valeur , dia izay no izy.
raha chef lehibe-na tafika, sady nandresy t@ ady maro isankarazany indray no valeur: dia resaka hafa, i kristy tsy sefo na tafika,donc mety moindre par rapport @ izy roa izay mpaminany lehibe , lehibe no sady manana ny lanjany koa.
vakio ny tantaran'izy ireo, dia ho hitanao
mbola lazaiko koa aza fa i masindahy paoly, dia henjana loatra koa @ moban'ny esclavage, sy contre ny vehivavy
miteny ireo aho, satria ny finoana kristianina no betsaka mpi-critique eto.
ary reflexion philosophique sy ny fomba fiainan'ireo mpaminany no ataoko, tsisy resaka religion
8. niryna
(
02/04/2008 15:51)
kiadi:
raha tena olona mpivavaka sy misaiana kely enao de ny finoanao no ataovy izay resaka fa aza kritikéna ny finoanan'ol! sady bingo no banga no gila ny sainao! zany ve enao no olona mpiavavaka!
enao io tô tsy matotra ny fijeriko anao zao!
na mahomet na moizy na kristy de andriamanitra ray ihany fa aza manambany nenol
ny marina mandratra ry kiady a,fa izay mandray ny teny izao omena azy no ahazo fahasambarana indrindra ,nomena maimaimpoana ny olona dia mizara maimaimpoana,mety tsy mandray hianao fa maro koa ny olona mihainohaino manaraka ny fitoriana ny filazantsara eto,mitady vavahana andro aman'alina ,tsy ireo izay mamaly rehetra akory no dinihantsika,fa ny famonjena ny fanahin'ireo izay mbola tsy mahalala an'ilay kristy,mino moa izy arabaina ,tsy mino moa izy dia efa voaheloka sahady ary ny teny ao anatin'ny soratra masina no miteny izany fa tsy noforonina.
Mivavaha,mangataha foana ny fanahy masina mba hanazava aminao ny tenin'Atra,fa raha ao anatin'ny fo feno torotoro,liana te ahalala ny marina hianao,mangetaheta ny tenin'ATra ary mampihatra izany amin'ny fiainana dia hianao indray aza no hivavaka ireo izay mitory teny anao,raha toa moa ka efa ao anatinao ilay tsy fitiavana ,tsy finoana,tsy fanekena ary fanoherana ny tenin'Atra dia efa ao izy izany ary tsy ny olona mihitsy no hanova anao hino na hamonjy anao,anjaran'izay nahazo fahasoavana no mandany ny fotoanany mizara ny marina eto fa Atra no hamonjy anao,ary izy ihany koa no hanova ny fonao raha tianao izany.
mahereza
:-*
9. pakopako
(
02/04/2008 16:01)
Za koa aloha mahita kritika finoana io, raha filozofia no nilainao d tokony nosoratanao teo koa ny an'i zvt voalazan'i Moahamet sy moizy fa sns ...
10. pissoa
(
02/04/2008 16:28)
Inona no dikan'ilay hoe "tsy nanangana finoana i Kristy" ?
I Kristy mantsy dia nanangana Fiangonana - ka tsy haiko raha mifandray ireo na tsia ! :-D :-D :-D

11. miarina
(
02/04/2008 18:01)
Raha ny marina koa dia nanana ny modestie ny olona sasany .. fa tsy mbola nisy niseho mihitsy hoe izaho aho na izao .. afa tsy olona iray izay toa anao sy izaho izao (jusqu'à la preuve de contraitre) izay nilaza fa zanaka ANDRIAMANITRA izy.
12. ikaretsaka
(
02/04/2008 18:34)
Kristy maty, tsy namono olona, saingy maty nijoro t@ heviny, nilaza ny marina. Izany no tena kristianina.
Ka izao, ianao no hatahotra, izaho dia hilaza ny marina na iza no hamely ahy:
fa aza adino fa tsy famonoana ara batana ihany no atrao heo "mamono olona"
fa ny famonoana ara panahy sy ara -tsaina koa dia "mamono kokoa"
Kristy tsy namono .. fa jereo ny tenanano milaza azy ho mpianany.. toward an'ny manodidina anao...
13. rakaroka
(
02/04/2008 20:14)
Tsy fiteny io voalaza io amiko! rahateo tsy mitombina :wink: :wink: raha araka ny fihevitro ny "hierarchie"divine na fampianarana Xtiana, na Bouddhista,
Hindouiste,Islam?sns...
En faite mbola misy IRAY izay ao ambonin'izy rehetra ireo!

14. kiadi
(
02/04/2008 22:07)
ory bingo an! ny finoanao resahina fa aza tenenina ny anolona! in moa no tena fantatrao @ i mahomet?tô resaka honohono nenao !efa namaky coran ve aloha enao? efa namaky torah ko ve aloha enao?refa voavalinao reo fanotaniko reo de afaka milaza enao fa ny finoanao no ambony fa raha tsy izany de aza miteniteny fona!
ny tena mpivavaka amiko de tsy manaratsy ny finoan'ny hafa!
hitanao ao anaty baiboly ve fa i mahomet ohatra de mpiataritafika?ny honohono tsy filozofia
tsy afaka miala za enao fa ambony ny finoanao raha mihoatra ny finoan'ny hafa raha tsy hainao akory ny filôzôfian'ny finoana olona hafa!

15. majesty
(
03/04/2008 05:01)
kiady:
Ireo mpandinika manokana ka mahay manavaka ny vola sandoka @ tena vola dia manokana ny fotoanany hamaritana ny vola tena izy ka rehefa hainy io dia mora aminy ny manavaka hoe sandoka iry na tsy sandoka.
kiady:
Inona indray ary ity matahotra kritika ity,izahay reny rehefa kritikenareo dia izao fotsiny no atao :D d ampy ,efa andron'ny fahazavana izao ve r'isé,maninona raha somary sokafana kely amin'izay ny toe-tsaina e,(isé ihany no niteny ahy an'io t@ ny dinika natao tatsy aloha tatsy :D ).
Amiko,afaka milaza izay tiany ho tenenina ny tsirairay na mi kritika io na tsia fa rehefa mifototra amin'ny finoako aho dia tsy ho voasarik'ireny.Ireny olona tsy mahazaka kritika ireny mantsy indraindray ... ao raha! :D
ory bingo an! ny finoanao resahina fa aza tenenina ny anolona! in moa no tena fantatrao @ i mahomet?tô resaka honohono nenao !efa namaky coran ve aloha enao? efa namaky torah ko ve aloha enao?refa voavalinao reo fanotaniko reo de afaka milaza enao fa ny finoanao no ambony fa raha tsy izany de aza miteniteny fona!
ny tena mpivavaka amiko de tsy manaratsy ny finoan'ny hafa!
hitanao ao anaty baiboly ve fa i mahomet ohatra de mpiataritafika?ny honohono tsy filozofia
tsy afaka miala za enao fa ambony ny finoanao raha mihoatra ny finoan'ny hafa raha tsy hainao akory ny filôzôfian'ny finoana olona hafa!
Ireo mpandinika manokana ka mahay manavaka ny vola sandoka @ tena vola dia manokana ny fotoanany hamaritana ny vola tena izy ka rehefa hainy io dia mora aminy ny manavaka hoe sandoka iry na tsy sandoka.
kiady:
raha tena olona mpivavaka sy misaiana kely enao de ny finoanao no ataovy izay resaka fa aza kritikéna ny finoanan'ol! sady bingo no banga no gila ny sainao! zany ve enao no olona mpiavavaka!
enao io tô tsy matotra ny fijeriko anao zao!
na mahomet na moizy na kristy de andriamanitra ray ihany fa aza manambany nenol
Inona indray ary ity matahotra kritika ity,izahay reny rehefa kritikenareo dia izao fotsiny no atao :D d ampy ,efa andron'ny fahazavana izao ve r'isé,maninona raha somary sokafana kely amin'izay ny toe-tsaina e,(isé ihany no niteny ahy an'io t@ ny dinika natao tatsy aloha tatsy :D ).
Amiko,afaka milaza izay tiany ho tenenina ny tsirairay na mi kritika io na tsia fa rehefa mifototra amin'ny finoako aho dia tsy ho voasarik'ireny.Ireny olona tsy mahazaka kritika ireny mantsy indraindray ... ao raha! :D
16. rabingogilabanga
(
03/04/2008 17:32)
niryna:
ny marina mandratra ry kiady a,fa izay mandray ny teny izao omena azy no ahazo fahasambarana indrindra ,nomena maimaimpoana ny olona dia mizara maimaimpoana,
marina loatra,
pakopako:
Za koa aloha mahita kritika finoana io, raha filozofia no nilainao d tokony nosoratanao teo koa ny an'i zvt voalazan'i Moahamet sy moizy fa sns ...
sady filozofika no historika, samy nolazaiko, ny sasany nitari-tafika, ny sasany tsy nitari-tafika. dia noteneniko ny angle de vision: non-violence ve sa , nadresy t@ ady marobe?
majesty:
Inona indray ary ity matahotra kritika ity,izahay reny rehefa kritikenareo dia izao fotsiny no atao d ampy ,efa andron'ny fahazavana izao ve r'isé,maninona raha somary sokafana kely amin'izay ny toe-tsaina e,(isé ihany no niteny ahy an'io t@ ny dinika natao tatsy aloha tatsy ).
marina loatra io, i fijo izao nilaza atsy ambadika: ity jesosy nareo ity zalahy dia tena hafahafa...", iza no niteny teto, fa ny ahy tsy izay loatra
ika:
fa aza adino fa tsy famonoana ara batana ihany no atrao heo "mamono olona"
fa ny famonoana ara panahy sy ara -tsaina koa dia "mamono kokoa"
Kristy tsy namono .. fa jereo ny tenanano milaza azy ho mpianany.. toward an'ny manodidina anao...
trop intelligent, sady efa inerpretation, donc contestable
ny ahy dia historique, fait, sady rapporté ny evanjely, ny 5 du livre ny torah
sy ny hadith.
kiady:
efa namaky coran ve aloha enao? efa namaky torah ko ve aloha enao?refa voavalinao reo fanotaniko reo de afaka milaza enao fa ny finoanao no ambony fa raha tsy izany de aza miteniteny fona!
mino aho fa kiadi , tsy ady, tsy jihad, de izao: diso be i toi, ary i toi le manakiana be fahatany
ny coran tsy milaza ny tantaran'ny mahomet mihintsy, recitation ny dikan'ny hoe coran, ary parole de dieu no ao hoy ny musulman
ny hadith no milaza ny tantaran'ny mahomet, sy ny boky histoire hafa. dia izao
t@ voalohany resy an'ady tao la mecque i mahomet, ary nadositra tany medine, avy eo niverina ka nandresy an-dry sofiane, maty t@ izany ady izany ny sefo miaramilany, dia i abou hamza
ny torah indray, dia ny 5 livre de pentateuque, na ny 5 livre ny testamenta taloha dia ampy milaza izany, ary jereo ao fa niatrika ady be dia be i moise, contre ny moabita, etc...
fa i kristy kosa dia tsy nisy na iray aza ady nataony, nitory ny vaovao noheveriny fa mahafaly izy, dia izay. izany ny tantara .
par contre ny religion juif dia tsy nitady hi-convertir ny sasany izay efa manana ny fivavahany, na tao @ maizina izy ireo na tsia, ny religion chretien sy musulman kosa dia nitady hi-convertir ny rehetra, satria ao @ maizina hoy ry zareo ireny olona ireny..
fa izany dia debat hafa indray.
tantara no resahiko , filozofia koa, dia izay
17. kiadi
(
03/04/2008 17:58)
hoy majesty:
de lazainao fa mizara roa ny finoana nefa andron'ny fahazavana zao!
zah ve no tsy mahazaka kritika sa misy ny olona miteniteny fona?
,efa andron'ny fahazavana izao ve r'isé,maninona raha somary sokafana kely amin'izay ny toe-tsaina e,(isé ihany no niteny ahy an'io t@ ny dinika natao tatsy aloha tatsy ).
de lazainao fa mizara roa ny finoana nefa andron'ny fahazavana zao!
Amiko,afaka milaza izay tiany ho tenenina ny tsirairay na mi kritika io na tsia fa rehefa mifototra amin'ny finoako aho dia tsy ho voasarik'ireny.Ireny olona tsy mahazaka kritika ireny mantsy indraindray ... ao raha!
zah ve no tsy mahazaka kritika sa misy ny olona miteniteny fona?
18. kiadi
(
03/04/2008 18:01)
miteniteny fona enao ry bingo!! tsy ny fanononanao sy ny boky mpivavahana n'ol no ahitana anao fa mahayenao!!!
20. ikaretsaka
(
03/04/2008 20:45)
fijo:
rabingo an,lery mety tsy niady fa nandrava tsena.
samihafa ireo sa mitovy ? dat iz zeeeee kestion