kristy no ambony indrindra
23. prime
(
04/04/2008 11:19)
majesty> mafàna rehefa tena midona ny tenin'Andriamanitra, tsy maintsy misy manohitra aloha vao mandinika tsara araka izay fandraisany ny fanahy masin'Andriamanitra...
24. rakaroka
(
04/04/2008 12:09)
8O 8O 8O :roll: :?: :roll: :oops: :oops: :oops: Oh rankizy e :-w :-w :-w . Aoka aloha ataontsika ilay hira manao hoe:
"Ry fanahy mpanazava miandrandra anao 'zahay!"
aza ela fa tongava.....fa tsy hain'ny fanahinay.... :-D :-D :-D :-D
"Ry fanahy mpanazava miandrandra anao 'zahay!"
aza ela fa tongava.....fa tsy hain'ny fanahinay.... :-D :-D :-D :-D
26. rabingogilabanga
(
07/04/2008 12:08)
kiadi:
efa namaky coran ve aloha enao? efa namaky torah ko ve aloha enao?refa voavalinao reo fanotaniko reo de afaka milaza enao fa ny finoanao no ambony fa raha tsy izany de aza miteniteny fona!
avy eo indray
kiadi ihany:
miteniteny fona enao ry bingo!! tsy ny fanononanao sy ny boky mpivavahana n'ol no ahitana anao fa mahayenao!!!
tsy tanisaina @ nao ny boky , non hoy ianao, vakiana sy tanisaina @ nao ny boky, non ihany hoy ianao,
inona ihany no hatao.
fijo:
ny itovizany dia samy fanahoana herisetra.
ny maha-samy hafa dia tsy nisy adversera olombelona i jesosy, ny entana sy ny latabatra no nitsingidina, fa tsy nisy ny miaramila nifanohitra taminy, na miaramila nitsingidina
27. majesty
(
08/04/2008 10:57)
Asio hira kely indray aloha :D
andininy faharoa @ ry Fanahy mpanazava
andininy faharoa @ ry Fanahy mpanazava
