mitady iany oo

1. ari.malala ( 03/04/2008 06:07)
mpianatra tao am square poincaré na Ste Famille (za tao am square 1986 -1990) d tao am La Ste 1990-1994
2. zoky ( 03/04/2008 07:34)
soson-kevitra midira ao @ siteny www.sekoly.info fa mety ahita o!
3. ari.malala ( 03/04/2008 08:52)
merci zoky, fa mba liana aho ny hahala araha misy ianya to dia milay mba miara mamerina ny fahiny tany an-tsekoly, ireo mpampianatra sy mpiara-mianatra ahiny no mba tena mahafinaritra anie e :) fa hojereko io site nomenao io ka! misaotra :)
4. yonikafopl ( 03/04/2008 09:13)
ari za talohanjy zany satria za tam 1984-1986 no tao am square
5. ari.malala ( 03/04/2008 12:15)
yonika, nareo zany niala zay niditra :) iza aky ny pptra tadidindry tao? nenĂ  i Razafindralambo (prof de math) tsy matiko lolo fa mampitahotra ana fona fa ts maints mamo refa hampianatra tamzany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.394