mitady iany oo
1. ari.malala
(
03/04/2008 06:07)
mpianatra tao am square poincaré na Ste Famille (za tao am square 1986 -1990) d tao am La Ste 1990-1994
répondu par ari.malala le 03/04/2008 12:15
3. ari.malala
(
03/04/2008 08:52)
merci zoky, fa mba liana aho ny hahala araha misy ianya to dia milay mba miara mamerina ny fahiny tany an-tsekoly, ireo mpampianatra sy mpiara-mianatra ahiny no mba tena mahafinaritra anie e :) fa hojereko io site nomenao io ka! misaotra :)
5. ari.malala
(
03/04/2008 12:15)
yonika, nareo zany niala zay niditra :) iza aky ny pptra tadidindry tao? nenà i Razafindralambo (prof de math) tsy matiko lolo fa mampitahotra ana fona fa ts maints mamo refa hampianatra tamzany