merci zoky, fa mba liana aho ny hahala araha misy ianya to dia milay mba miara mamerina ny fahiny tany an-tsekoly, ireo mpampianatra sy mpiara-mianatra ahiny no mba tena mahafinaritra anie e :) fa hojereko io site nomenao io ka! misaotra :)
yonika, nareo zany niala zay niditra :) iza aky ny pptra tadidindry tao? nenĂ i Razafindralambo (prof de math) tsy matiko lolo fa mampitahotra ana fona fa ts maints mamo refa hampianatra tamzany