Mitady contact- ny BushProof ao Dago

1. soanja ( 30/03/2008 15:41)
Hono hoy aho azafady sao mba misy mahalala ny tel na contact email na adiresy azo ifandraisana amin'ity kaompania Bushproof ity ianareo azafady any Madagasikara? Misaotra mialoha.
novalian'i soanja ny 31/03/2008 20:11
2. ikaretsaka ( 30/03/2008 23:35)
hihihi soanja e
raha ny dfahalalako azy aloha dia tru an'ny CRS no nahalalako ny bushproof, dia ny UN Habitat koa (fa tsy tany Dago fa tany Afrika)

ny produits-ny no mahaliana sady tiako ny mampiasa azy (Ilay filtre mampiasa fasika , lampe de poche solaire.

(Anoraty any amin'ny hafatra manokana aho plz)
:wink:
3. mitia04 ( 31/03/2008 05:06)
Salut!
Ny sté iasako nisy fotoana niara-niasa tam bushproof, d ireto misy renseingement omeko , angamba mety hanampy anao:
United Kingdom
The Shieling, Wreay
Carlisle
CA4 0RL
Tel: +44(0)1697475369
Mobile: +44 (0)7739 665 777
Email: info@bushproof.com

D ty ny adress eto Madà:
Madagascar
Lot 105 TER 4 K5 Antanimarina
Ivato-village Antananarivo
BP 182, Ivato Aéroport
Tél: +261 (0) 20 24 244 95
Email: madagascar@bushproof.com
Tsisy fisaorana! :-D :-D :-D
4. soanja ( 31/03/2008 20:11)
Misaotra indrindra ho tahian'Andriamanitra ianareo nanampy. Tena ilaiko maika dia maika tokoa ireo info ireo. :-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3003