devoly lasa aty andafy
1. kiadi
(
30/03/2008 21:51)
ahona ihany le resaka devoly fa hotrany nampiresahan'i mailhol ny tanana fa hatramizao ve bola tsy tonga ihany le devoly nalefany taty!
raha zah nareo mitandrina fa mety tsy nahazo visa ry devôll mianakavy de nijanona any @ ra malhol :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
raha zah nareo mitandrina fa mety tsy nahazo visa ry devôll mianakavy de nijanona any @ ra malhol :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
novalian'i dziana ny 02/05/2008 11:24
2. ikaretsaka
(
30/03/2008 22:14)
de ny ambassade de france iznay no masindahy piera mpizara visa ko!
3. milaibe
(
31/03/2008 05:01)
Tsisy nanome certificat d'hébergement hono dia niverina @ ilay mpanala ndray
4. kiadi
(
31/03/2008 06:17)
ka sô de lasa any amerika kosa aza y zareo eh? tsy france rery ange no andafy eh! :-D :-D :-D :-D
mila manao bizina vô mahazo visa zao ko!
mila manao bizina vô mahazo visa zao ko!
7. mbaliana
(
31/03/2008 17:49)
sao mba ny kontrera kosa e... te ho mpijalian'ny devoly ianareo... :^) :^)
9. sakaizakely
(
31/03/2008 20:06)
milaibe:=)) =)) =)) =)) =)) =))
Tsisy nanome certificat d'hébergement hono dia niverina @ ilay mpanala ndray
10. mmmhh
(
01/04/2008 15:58)
ka ry zareo ne nalefa sambo de nisôty tanaty ranomasina fa natahotra hipetraka any an-dafy e, mety nisy tsy nahay nilomano koa angamba de maty, na lanin'ny requin ny sasany, fa sasany mety mbola tsy nahita "terre" hijanonana de mbola milomano be anaty rano any fa efa vitsivitsy sisa zao ny any,
nga tsy looza e! :-D :-D :-D :-D
nga tsy looza e! :-D :-D :-D :-D
11. kiadi
(
01/04/2008 20:08)
mmmhh:

eto miverina any nenareo zany fa devoly sarotahotra
14. mbaliana
(
02/04/2008 19:45)
kiadi> ndana alaivo any izy e... tsy tonga any italie zany io fa aty feno toerana masina :-P
15. kiadi
(
02/04/2008 21:28)
mbaliana>ka zay mintsy no andehanany any! manafika toerana masina :evil: :evil: :evil:
17. kiadi
(
03/04/2008 13:38)
tena i johnpetit mintsy le devoly norohahan'i mailhol!! hitako no manao devoly ato @ serasera ato!
18. mbaliana
(
03/04/2008 18:27)
dia maninona nefa raha ho avy izy hanoroka .. sa izay manoroka rehetra dia misy devoly??? hafa ndray iny.... :roll: :roll:
19. kiadi
(
03/04/2008 18:31)
zah akia ry mbaliana no ho avy hanoroka be anao an! :* :* :* :* :wink: