devoly lasa aty andafy
21. kiadi
(
03/04/2008 18:56)
ok! hitako ny lalana ka!
tous chemain mena a rome ozy ny vĂ´zah zay na de tsy rome aza enao ! :-D :-D :-D
tous chemain mena a rome ozy ny vĂ´zah zay na de tsy rome aza enao ! :-D :-D :-D
28. dziana
(
02/05/2008 11:24)
Ka tsy nofaritan'i razoky ange oe andafy aiza no nanome Visa an-dry lerony e!fa jerijereo ihany ao ambaravaranareo sao dia efa ao fa tsy sahy mandondona!
sady sur fa mahay miteny gasy tsara zareo raha miresaka nareo!!!!!!!
sady sur fa mahay miteny gasy tsara zareo raha miresaka nareo!!!!!!!
