Rain-jaza

1. xxx ( 24/03/2008 21:32)
Misy vehivavy bevoka fa tsy hivady izy ny rainjanany. Ilay lehilahy no tsy te hanambady azy. Te hanambady olona hafa ilay vehivavy ary tian-dry zareo hosoratana hoe zanak'ilay lehilahy ho vadin'ilay vehivavy io ilay zaza rehefa vita ny mariazy. Mbola misy zavatra azon'ilay ray biologique atao ve amin'ilay zaza any aoriana any ? Ohatra hoe tiany ho zanany indray, na resaka garde sns. Izay olana mety mitranga any aoriana izany e.
Misaotra.
novalian'i Ralay ny 10/05/2008 06:48
2. tess ( 24/03/2008 22:02)
toa otran'ny efa naheno cas otran'izay aho! fa rehefa misoratra amilay rangahy nanagana ilay zaza ilay rangahy dia azy izany ny zaza, otran'ny hoe zaza natsangana ihany io.
Misoratr aminy tanteraka ilay zaza.
Raha mijanona hoe mifandray foana anefa lay tena rainjaza sy ilay reninjaza, inona no olana raha mba mijerijery an'ilay zaza lay tena raiy biolojika.
Io miankina amin'ilay reninjaza ihany.
Tsy afaka ataony zanany ara-taratasy itsony ilay zaza any aoriana fa zanany biolojika fotsiny.
raha tsy hoe averiny ho zanahina indray angaha ilay zaza. Izay no fahafatarako azy.


Misy cas izay aza namako ilay izy, nivady izy lay vadiny dia tsy nety de nisaraka fa tsy ni divorce, anefa lay sipa efa niaraka tam bandy hafa, de bevohoka, teraka , de nanjary lay vadiny vita mariage taminy no tsy maintsy nandoha ny pension rehetra ho an'ilay zanany, satria mbola mpivady tts zareo fa nisaraka vatana fotsiny, dia ilay zaza koa tonga dia nisoratra taminy automatik, fa zareo divorcé vao nanao tts hafa mitsy, izany hoe ilay tena rain'ilay zaza no otran'ny nanao fanjanahana anlay zanany.
3. ikaretsaka ( 24/03/2008 22:36)
tonga dia alamina dia ny izao aby ny ara taratasin'izay dia tsy misy olana koa.
manao fifanarahana ilay parent bio hoe tsy hanadala sy tsy hi claim an'ilay zanany intsony dia amboarina any @ tribonaly
dia toy izany kao ireto hivady hoe tsy hifanadala amin'ny momba ilay zaza intsony.
dia rehefa vita ny marimaritra iraisana dia atao ofisialy daholo ny atontan-taratasy dia izay!
4. HESHA ( 25/03/2008 09:39)
Zanak izay tia azy ny zaza e. Rehefa oul hafa ve no nanaikt anjanaka azy de afaka haninona intsony le tena ray any aoriana ? Afaka manda ny reniny raha ts hoe miverina manao test indray le lehilahy manamarina fa izy no pere bio.
Dia mba avelao ho sahirana rehefa zay no tiany ko.
5. xxx ( 25/03/2008 12:03)
Io resaka test lazain'i Hesha io mihtisy no tiany ho fantarina amin'izao. Rehefa vita ara-dalana daholo zany ny taratasy, araka ny tenin'i Ikaretsaka sy tess, dia tsy misy azony atao tsony na dia manao io test io aza izy any aoriana ?
6. ainaheri ( 07/04/2008 06:04)
ooo ry xxx aaa f'aona kosa mou lery no mbola hiady varotra hitady an'lé zaza iany,ra misaina na ny kely akory izy tsy tokony hanisy resaka an'zany,raha tiany ny zanany tao ambohaka tsy nodakany ny reniny ,ka refa teraka v ny zaza aty aoriana d we zanako zanako,tsy mety an'zany za klé,tady amantambonona fotsiny ra izany...............
7. endrika01 ( 09/05/2008 11:41)
ainaheri:
ooo ry xxx aaa f\'aona kosa mou lery no mbola hiady varotra hitady an\'lé zaza iany,ra misaina na ny kely akory izy tsy tokony hanisy resaka an\'zany,raha tiany ny zanany tao ambohaka tsy nodakany ny reniny ,ka refa teraka v ny zaza aty aoriana d we zanako zanako,tsy mety an\'zany za klé,tady amantambonona fotsiny ra izany...............
Miombon-kevitra tanteraka,refa lasan\'olona ny zaza vao we nakaiza ny tanteliko teto ô?Refa bolangina mahafatifaty lay zaza eny an-tsandrin\'olon-kafa dia latsapanenenana mafy,toa voatrobakin\'ny antsy maranitra ny fony!Ary iverina moramora hanambitamby an-dramatoakely na efa fantatra aza fa efa manambady,aleo de tsy mametraka refa tsy mahavita adidy!=D=D=D
8. Ralay ( 10/05/2008 06:48)
Tsy voalaza moa na aiza na aiza ny toerana isehoan'ny tantara fa raha ny lalàna frantsay dia mbola afaka mi-reconnaitre ny zanany ny rainy biologique hatramin'ny majoritén'ilay zaza (18ans) ary mora ho azy ny manao izany raha fantany ny date nahaterahana sy ny anarana entin'ilay zaza .Raha manao izany izy dia tsy afaka mandà ny tsy hijerevan'ilay rainy ny zanany ny reninjaza. Raha mifanaraka moa dia afaka manao garde alternée koa ilay Rainy oh: week-end fa raha tsy mifanaraka dia tsy maintsy ny tribunal no mandamina azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1836