Liste des messages

Liste des messages, inserés par hira, par ordre de date
hira ( 25/03/2008 14:01)
mitady recette mofo baolina
manao ahoana daholo ô! mba mitady recette mofo baolina ila miparasaka tsara ireny aho raha sandra mba misy mahay, fa ny ahy ho aho lasa beignets mbazaha, ny tsirony ao ihany, fa tsy miparasaka mihint... suite
répondu par lemurbaby le 24/01/2010 17:22
hira ( 19/03/2008 03:22)
hanambady lhl athee... mila torohevitra sy fanampiana
Manao ahoana daholo ô! Manavao aho @ ity forum ity, nefa efa mba mpamakimaky ihany ka mino aho fa mety misy afaka hanampy ahy ny torohevitrareo, ary isaorana anareo mialoha izany. Dans 1an et demi... suite
répondu par moi le 08/04/2008 11:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008