Sao de misy mafantatra restaurant fanaovana mariage any tanà
![](https://avatar.serasera.org/6d8f4a977d30320e50f6a61709fe97c0.jpg)
1. lianacarene
(
20/03/2008 20:54)
So de mba mafantatra toerana fanaovana mariage mba tsara nareo: cadre tsara, mba misy verdure, miataka kely ny ville,misy lac sns, otrany tsy mahita site am internet mintsy za, za manko tsy any dago fa aty ivelany de mikasa ny hanao mariage any nefa tsy manana idée hoe aiza no tsara.Ny hitako hoe tsara sy mifanaraka am critère-ko zao de le Carat ambatofotsy fa to otrany lavitra.Mba toroy hevitra rey olona e.merci
novalian'i rvoulah ny 07/06/2008 17:49
![](https://avatar.serasera.org/f41aa2509210034d54b264accf5fa3cd.jpg)
2. ni81
(
20/03/2008 21:14)
Eny @ RIVIERA Ambohidratrimo raha mitady misy lac ianao (15km avy eo Tanà).
![](https://avatar.serasera.org/6171280ec3495031033ed6df92a04aa9.jpg)
3. Veloo
(
20/03/2008 23:57)
eny @ lalana makany Ivato iny misy iray ko rehefa ande any @ aeroport iny enao dia eo @ a droite.:oops:
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
6. ikaretsaka
(
21/03/2008 23:46)
betty> le Hintsy tsary mamely intsony
Boobs> aia ao @ lesidence no misy lac le?
le ary ambatofotsy afaka ny pont mankao @ le otran'ny misy ala ala kesika io koa tsy ratsy an
Boobs> aia ao @ lesidence no misy lac le?
le ary ambatofotsy afaka ny pont mankao @ le otran'ny misy ala ala kesika io koa tsy ratsy an
![](https://avatar.serasera.org/24d25fe21e8795e602c82318fcd94427.jpg)
7. MCZ
(
22/03/2008 05:47)
lac hôtel any Ivato raha mila lac ianareo efa miara miasa @ serasera aty Dago nytompon'io hotely io ,raha hivoka ny ville indray dia misy anaki2 eny @ lalana makany soavininimerina makany sab'nam iny El dorado dia espace Janisse
![](https://avatar.serasera.org/af089cedf4fb105aca50a170c2b545de.jpg)
8. booboo
(
22/03/2008 11:53)
Ikaretsaka > tsy haikooooo, fa io fotsiny no hitako t@ internet dia napetako :°)
![](https://avatar.serasera.org/6171280ec3495031033ed6df92a04aa9.jpg)
10. Veloo
(
23/03/2008 01:03)
MCZ [ Valio ] 22-03-2008 06:47:04
Lohateny : Re : Sao de misy mafantatra restaurant fanaovana mariage any
lac hôtel any Ivato raha mila lac ianareo efa miara miasa @ serasera aty Dago nytompon'io hotely io
ieeeeeeeeeee io ilay tiko lazaina tsara ilay izy ka, ny alafosany no tsy aiko
![](https://avatar.serasera.org/ca9660110002457d08db8a0e3c37e8f4.jpg)
11. hira
(
25/03/2008 13:02)
ilay résidence ankerana aloha toa tena mila entretien angamba. t@ zà farany tany, mariazin-na cousin, dia miepakepaka be ny parquets sady efa taolo taolo daholo ny zavatra rehetra tao. ny talons n'ilay mariée ny coince tao anaty gorodona saika tapaka raha nisy kely...